hoan'ilay akama milay be e
1. fijo
(
16/09/2010 20:46)
12h30 - 16/09/2010: Les participants à la Conférence nationale résidant à Alarobia ont boycotté la séance de la matinée de ce jour à Ivato pour des raisons pécuniaires semble-t-il. En effet, la grogne est montée depuis hier car ces derniers ont déclaré avoir épuisé leurs pécules car jusqu'à présent, ils n'ont reçu que 10.000ar,
hay resaka sosy no tena izy tao fa tsy fitiavana firenena izany an???hummm ok akama an

novalian'i cyril ny 20/09/2010 15:56
2. piozila
(
17/09/2010 06:56)
fijo:
12h30 - 16/09/2010: Les participants à la Conférence nationale résidant à Alarobia ont boycotté la séance de la matinée de ce jour à Ivato pour des raisons pécuniaires semble-t-il. En effet, la grogne est montée depuis hier car ces derniers ont déclaré avoir épuisé leurs pécules car jusqu'à présent, ils n'ont reçu que 10.000ar,
hay resaka sosy no tena izy tao fa tsy fitiavana firenena izany an???hummm ok akama an
MIADY SoSY NY FOZA RY FIJO A!!!!! rehefa tsy nhazo anjara tamin'ny bois de rose sy ny wisco dia aleo mba mody mamonjy coferencen'adala na dia vola kely az no ho azo ao.
3. andrywui
(
17/09/2010 08:56)
salut rafijo !.. ay ve toi mbola ao iany e !!!?
la fanaratsiana aloha ra-fijo de tena atao haza lambo mihitsy ze tsy tiana fa io koa ve de hitombina a ! ..... taiza alou nareo no naka an'io source io e ??? sao de tao amin'ny blogin'i vatofototra alo?? - ny ao manko resaka kiraro sy silipo daholo no mandeha ao ka sao nareo de hanantena fahamarinana ao !.. i hery aza akamany nataony nipoaka mihitsy ny affaires-na PUB sy annonces kely mba tato amin'ny serasera tato ,lasany aby !!!hon hon hon hon

4. locl
(
17/09/2010 11:30)
andrywi: nareo hoa rehefa tsy mazaka le zava-misy dia aza manao commentaire eto,hita zo niady vola, aleo koa izy hihinana fa rahoviana moa no mbola hisy fitondrana gaboraraka hamafy vola hoatr'izao indray e,
Ny valiny no tatazo
Ny valiny no tatazo
5. piozila
(
17/09/2010 16:41)
andrywui:
salut rafijo !.. ay ve toi mbola ao iany e !!!?
la fanaratsiana aloha ra-fijo de tena atao haza lambo mihitsy ze tsy tiana fa io koa ve de hitombina a ! ..... taiza alou nareo no naka an'io source io e ??? sao de tao amin'ny blogin'i vatofototra alo?? - ny ao manko resaka kiraro sy silipo daholo no mandeha ao ka sao nareo de hanantena fahamarinana ao !.. i hery aza akamany nataony nipoaka mihitsy ny affaires-na PUB sy annonces kely mba tato amin'ny serasera tato ,lasany aby !!!hon hon hon hon
MODIA ATY DAGO DIA MIJERE. HO HITANAO FA TSY MANJARY NY TGV NAO;
6. fijo
(
17/09/2010 19:14)
mba manaraha vaovao ihany ry akama,fa tara be nareo izany an.elahy ra wiwi tena tsy manaraka ny vaovao mihitsy,fa variana,mankafy an'i hary fotsiny.hihihih
7. cyril
(
20/09/2010 15:56)
... hihihih ! rafijo fa fa iza le "hary" ankafizin'ilery zan hono kleee? mba asio jiro kely fa mba tsara ho hain'ny pokna eto e !