sos mijaly

1. kaktus ( 14/09/2010 04:59)
za ry reto mahatsiaro mijaly fa tsy mety misaraka @ko lery nefa tsy ato @ko tsony le FITIAVANA. toroy hevitra


novalian'i kaktus ny 17/12/2010 05:00
2. Miharena ( 14/09/2010 05:41)
Ataovy ngozabe fotsiny ny fitiavanao dia tsy mijaly ianao. Aza manaiky hijaly izany na tsy te-hisaraka aminao aza izy satria mety izay angamba no tendry ho anao sy izy amin'izao fotoana izao. Mahaiza miaina ny ankehitrininao amin-kafaliana hatrany dia tsy hijaly ianao na inona na inona no hitranga eo: na hiaraka aminy ianao na hisaraka aminy.
3. kaktus ( 14/09/2010 06:01)
mrc anao namaly, za tsy te hiaraka @ tsony, efa tsy ao tsony le izy angamba raha hoe harona de reny vide reny mintsy, le iz ko tsy haiko terena hoe tsy maintsy TIA
4. Miharena ( 14/09/2010 07:00)
Ny sensation de vide ao anatinao mihitsy no ilaina. Aza heverina ho vesatra ny fisiany ary mampifalia tena hatrany amin'izay ataonao rehetra fa tsy izy akory no hibahana ny fiainanao. Raha tia izy dia raiso ny fitiavany fa hanampy anao izany. Aza valiana fankahalana fotsiny izay arosony dia hitombo ao anatinao ny fifalianao.
5. kaktus ( 14/09/2010 11:38)
Miharena
6. kaktus ( 14/09/2010 13:19)
azfd fa diso kely.ka le iz tsin tsy haiko ho teren-ko masaka!
de in no tokony hataoko
7. voux ( 14/09/2010 17:03)
tsory aminy ny marina de avelao izy harary indray mande, toy izay taritinao eny foana de vao me mampalahelo izy, nefa eritrereto tsara aloa so d tsy fitiavana mandalo fotsiny ihany ny anao
8. kaktus ( 15/09/2010 04:36)
efa noeritr tsara ary ela, efa nolazaiko azy carte sur table, tsy misy miafina @ zany.tenenina fôna ka eeeh!!
9. Miharena ( 15/09/2010 08:18)
Efa voateny izy izany nefa mbola eo ihany ko!
Mety efa misy namana hafa handrian'ny fonao anefa ve sa te-ho irery mihitsy enao aloha?

Raha ity faharoa mantsy no tianao dia tsy tokony hanelingelina anao loatra ny fisiany fa teneno fotsiny izy mba tsy hanakotaba izay mba lalana tianao hombana ary ampio koa izy amin'ny tokony halehany fa efa potika aminao zany izy ko!

Mpinamana fotsiny isika hoe dia samy mifanampy amin'izany fotsiny.
10. ngaila ( 22/09/2010 13:49)
Aleo miaraka @ olona tia an'ny tena toa izay hiaraka @olona tinao ,nefa izy tsy tia.
11. kaktus ( 22/09/2010 14:01)
de inona zany no tokony hataoko hozizy enao?
12. soanja ( 22/09/2010 16:27)

kaktus:

za ry reto mahatsiaro mijaly fa tsy mety misaraka @ko lery nefa tsy ato @ko tsony le FITIAVANA. toroy hevitra





Tsara fantarina aloha hoe aiza ianao no mipetraka; ao aminy sa izy no mipetraka ao aminao, sa ve ianareo roa no niara-nividy na manofa ny toerana ipetrahanareo. Fa io ihany mantsy no mitondra ny zava-drehetra. Raha mbola miankina aminy ianao ka tsy manana fahaleovantena dia mila mahaleo tena eo no ho eo raha te ho afa-patorana amin'ny fifandraisana iray. Izay no mahatonga ny maro miteny hoe " nifindra trano aho, tsy mipetraka ao intsony."

Rehefa fantatra fa hifindra ianao dia eo izay vao milaza aminy fa tsy mitempo fitiavana azy intsony ny fonao ka mieritreritra ny hifindra trano. Tsy asiana resabe fa tonga dia ny mazava no omena azy. Ny fitiavana dia afaka mirehitra miredareda ary afaka tsara koa mangatsiaka maty. Tsy misy hadisoan'iza n'iza izany fa fombany avokoa. Miankina amin'ny zavamisy iarahana eo mantsy ny mampateza ny fitiavana na mahalefy azy. Betsaka ny olona mitady fanazavana hoe nahoana n mangatsiaka sns sns saingy raha miditra lalina amin'izany ianao dia lasa voasinton'ny fahaontsana azy indray ary lasa mandatsaka ny lanja tianao tsapa momba anao dia ny tsy fitiavana azy intsony. Te hanova fiainana vaovao indray, mahasoa anao sy mahafinaritra anao.

Tsy tsara ny mijanona amin'ny fiarahana tsy mahafapo indrindra raha toa ka mangatsiaka tanteraka ny tsapanao momba azy. Tsy mahatsara n'iza n'iza izany koa ny fisarahana no mety. Maharary ny misaraka saingy fomban'olombelona izany. Misy ny fahazahoana ary misy ny fandaozana na fahaverezana. Izay ilay fiainana. Ny fahaizana iezaka mitraka sy miatrika ny zavamisy no tena zavadehibe ka raha misy olona iray tsy mahantanty izany dia izao no fotoana tokony ianarany izany. Mila mahalala mamela ny iray ho sambatra sy hanana fahafahana hiaina milamina, izay no atao hoe tena fitiavana.

Raha izy no mipetraka kosa ao aminao dia omenao fotoana malalaka izy hifindra. Lazao aminy izay ao amponao madio dia miteny aminy ianao fa tonga ny tsotsorimamba isarahana. afaka mifampiresaka ianareo hoe oviana no tsara ifindrany saingy tsy tokony atao mitarazoka loatra. Soratana mihitsy ny daty nifanarahana dia izay. Ampatsiahivina azy raha mbla varimbariana izy.

Manomboka eo dia tsy miara-matory intsony ianareo na manao zavatra miaraka. Afaka mifampiresaka ho mpinamana anefa saingy mila manaiky izy fa tsy hampaninona azy fa mety hanana sipa vaovao amin'izay ianao raha misy izany ary vonona hanomboka fianana vaovao.

Raha olona manaja ny teny nifanomezana dia tokony tsy misy olana ny fisarahanareo. Betsaka ny olona amin'izao miteny hoe mila misaraka isika dia maharary izy saingy manaja ny hafa tsy hanelingelina. Raha toa moa ka misy ny fifanelingelenana dia hafa indray izay satria nifidy olona tsy dia misaina tsy matotra na tsy mbola mahalala fiainana ianao izany dia mila mizaka ny vokany koa. Tsy mora mantsy ny fandraisan'ny hafa ny atao fisarahana indraindray ary eo no alalahana na olom-banona ilay olona na tsia, zany hoe mahalala ny fahafahan'ny hafa ary mikatsaka ny filaminan'ny rehetra.

Mahereza hatrany.
13. 3188 ( 13/10/2010 17:16)

kaktus:

efa noeritr tsara ary ela, efa nolazaiko azy carte sur table, tsy misy miafina @ zany.tenenina fôna ka eeeh!!

de mionona kou raha mba sendra ny olona tianao nefa tsy tia anao.fa omeko hevitra ihany alou ndry tonga dia miaraha @ olon-kafa ,ataovy hitany mintsy .fa mety hampalaheo nedala @ izay andro izay an!
14. Bandygass ( 08/11/2010 04:54)

Miharena:

Ny sensation de vide ao anatinao mihitsy no ilaina. Aza heverina ho vesatra ny fisiany ary mampifalia tena hatrany amin'izay ataonao rehetra fa tsy izy akory no hibahana ny fiainanao. Raha tia izy dia raiso ny fitiavany fa hanampy anao izany. Aza valiana fankahalana fotsiny izay arosony dia hitombo ao anatinao ny fifalianao.

le oe raiso n fitiavany sns.... mialatsiny alo n tenako ry Miharena a!!sarotra b zan!!!le ol nge efa mteny oe "ts tia intsony e!!"" lasa par pitié le iz!!
15. Bandygass ( 08/11/2010 05:00)
lhl za n manoratra!!!"kaktus" ref itanao fa ts ti tson le fo d ialao!!!asehoy azy fa ts tia tsony enao!!fa ra ohtr ka mbol manao fihetsik hafa2 @ enao (manoroka, Klin sns...) d hevriny fa mbol tia!!!!Mil mitandrina nef enao fa n lhl mi inssist B reny matetik n mahavita zvtr ts amppoizna (mi Gaff io)!!!!!!ra n hervitro d ampafantarro n ol rhtr mahafantara fa niarak nareo oe taiptra le fiarahana!!!
16. kaktus ( 08/11/2010 05:08)
misaotra anareo mamaly , efa nataoko daholo ireo, fa tsy nety.
17. Bandygass ( 08/11/2010 05:33)

kaktus:

misaotra anareo mamaly , efa nataoko daholo ireo, fa tsy nety.

hatramzao ve...???????zao ary e!!!ra tena ts T iarak @ny tsony enao a!!!!
teneno mazava farany iz!!!TAPITRA NENTSIKA!MITADIAVA ENAO OL HAF FA ZA TS AFAK MITIA ANAO INTSONY!!!RA MBOL MIIINSISTE IZ D NTSOTRA SAD MAHOMB INDRINDRA(FA EF XTREM b ALO)>mametrha plainte pr harcelmen!!!!"FA EF XTREM IO OA"FA REF TENA MANELINGELINA ANAO VE IZ D IO N METY!!
fa zao anef: MIS OL MIARAKA @NAO VE @ZAO?d raha mis de MANELINGELINA Nn fiarahanareo ve izy sa tsy!!??
18. kaktus ( 08/11/2010 09:03)
raha @ zao alou de mbola tsy misy, izy koa mi-menace hoe aza mba hitako de mataotra aho sao hanao scandale izy, zay efa tsy misy rs efa ho 5 mois zao
19. Bandygass ( 09/11/2010 06:25)

kaktus:

raha @ zao alou de mbola tsy misy, izy koa mi-menace hoe aza mba hitako de mataotra aho sao hanao scandale izy, zay efa tsy misy rs efa ho 5 mois zao

Mazava B ki zany a!!!!!MAMETRAHA PLAINTE CONTRE AZY pr HARCELEMENT+MENACE SNS:!!!! mahavita migafy n fiananjy mits zany bandy zany!!!mis ol akaiky anà ko mants nanana pblm mitovy @ nenao zany!!!d zy n solution nraisna farany!!!D zao iz mlamina satry ef nahaz convocation tany @ pôlisy le bandy d itany oe ts mvazvaz tson le sipa!!!Na solution haf: manao ts itany mits njy!!!ze tany mis anjy atao ts fantany tsony!!!!(NEF OL 1 V NO HANDAOZANJY N TOERANA EF MAHAZATRA ANJY!!!!!
Courage e!!!
20. kaktus ( 09/11/2010 07:43)
zay option zay de ho jerena akaiky.
za saika hoe hindra tany mitsy kanefa de lasa ho départ à 0 ndray avy eo satria ny fiainako sy ny momba 2 rehetra aty.
mrc pour le conseil
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0586