sos mijaly

21. Bandygass ( 10/11/2010 11:18)

kaktus:

zay option zay de ho jerena akaiky.
za saika hoe hindra tany mitsy kanefa de lasa ho départ à 0 ndray avy eo satria ny fiainako sy ny momba 2 rehetra aty.
mrc pour le conseil

Zay sisa n option ref tena ts mety lery!!zany ary oe n fiananjy rhtra n miankany @ zvtr!!!
22. Miharena ( 15/11/2010 07:19)
Saika hanontany ihany aho hoe inona marina no tsy itiavanao azy? Sao dia ianao no manana problème anaty fa tsy izy loatra? Raha izay mantsy dia alao aloha ny problème-nao satria ny problème-nao dia "tsy fitiavana". Hazavaiko ny hevitro: Manana sakana voatsangana eo amin'ny fonao ianao izay tsy tianao hifandraisana amin'ny namanao io intsony. Nefa mahagaga fa nifanaraka tsara ianareo taloha fa izao nivadika ianao dia miantso vonjy. Raha izaho no manome conseil, dia ny fanalanao io sakana io aloha imasoana, tanisao ao anatinao avy ny antony tsy itiavanao azy intsony dia hevero tsirairay raha tsy azo handeferana intsony na mbola azo hovana. Izy dia efa fantatrao fa tia anao fa ianao no manana olana noho ny zavatra sasan-tsasany ao aminy, na ao aminao mihitsy koa aza.

Raha amin'izao fotozana izao aloha dia tokony hiaraka foana ianareo satria tsy misy olona miaraka aminao akory. Ka aza ny valala eny an-danitra no asiana sira fa ny eo an-tanana kolokoloina. Mety ho milay be ihany ny namanao izany rehefa hainao ny manala ny sakana ao aminao.
23. kaktus ( 15/11/2010 11:49)
salama daoly, miharena
24. kaktus ( 17/12/2010 05:00)
slt, miala tsiny fa elaela tsy teto, mbola mitohy ihany le tantara hatra@zao.
Bandygass
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1755