Aiza rabatisata milaza azy ho mafibe ialahy zama91 sarimbavy !!

1. cyril ( 03/10/2010 09:55)
Milaza azy ho mafibe le zama91 hay sarimbavy , ndana ialahy miresaka ary @ resa-behivavy e, bandy midpra ialahy , hon hon hon ,

-milaza fa entrepreneur hay bandy mpanao asa au black hon hon hon , hay ve ialahy io misitrika ao an-dakozian'ny bavin'ialahy e hon hon hon

-ahoana ihany ny vadin'ialahy iny nasehon'ialahy t@ vrai ouioui hono zany video nampinonon'ialahy an'i kala maintikely iny nefa ny zanany mijery , kiiii hay ve ilahy ty olona marary saina e her her her

-any Orléans ve ialahy no mitady ordi e hon hon , bavin'ialahy aza miady @ ialahy , fanantenana2003 ozy ialahy no anarany her her her , naratsian'ialahy tany hono leisy izahay fa tsy ialahy no nisoloky sarin'olona , tratra foana ialahy izao mbola tady haondy sakaiza ihany hon hon hon efa fantaray rabatisata ny fikan'ialahy a


novalian'i 0uioui ny 22/12/2010 10:18
2. cyril ( 03/10/2010 10:02)



Mailo ihany ianareo fa ireto no efa nomenay ps taloha yteto ny mdp pikatti , bazylou, antimpanahy , nanjakely, ouioui, hitany ialahy nisandoka ouioui alina fa efa novan'i vrai ouioui hafa ny mdp , tsisy an'izany ouioui miditra week -end eto ry vendrana a!! raha tsy zzazakely ny olona (i ouioui sy pikatti efa novana ny mdp), i cyril nomeny no nangatahanay taminy tsy hovana fa io ihany no hanapetsana azy hon hon hon

Ireto indray anazy manokana , zama91 , zigzag ,bekiraro, kalack , benkitana, mamizo , mbola be dia any fa mora fantara be ny resany , bandy midepra ary tsy maintsy midelira zay her her her, mamo ihany nedala vao sahy miditra her her her



3. cyril ( 03/10/2010 10:06)
Bandy efa nosakana'i Hery ny IP ny fa telefonina votany kely izay sisa no ampiasainy any hon hon hon , mahamay tsara ialahy izay rabatista her her her
Ialahy ihany koa no nisoloky ny sarin'olona tany hay ialahy milaza fa bandy mafibe ty bevoudy beuuu her her her , hitako ialahy natsipin'ny vrai ouioui teny @ gara hon hon hon
4. cyril ( 04/10/2010 09:43)
aoka lets ty resak mifala barak ataonlisan ty ra ouioui a zao v de mb mety le?
5. cyril ( 04/10/2010 12:09)
Iza no misy avatar sy tsisy hon hon hon hay ialahy iahay ry andryawui no namely nanala-baraka ahy tato foana an!!! batisata zao e batista zao , izao ialahy mody manao mampalahelo hon hon hon

Izaho aza mino fa t@ vrai ouioui nandalo taty an-trano taty nahaza secret , hitako nitondra clé usb lery nikitikitika ny pc ko her her her
6. cyril ( 04/10/2010 13:01)
Tsisy afa tsy ialahy wiwi no mahalala ny vadiko , ary faharoa le asa nolazain'ialahy tsy vitan'ialahy tany Bobigny iny fa hoe omen'ialahy ahy tsisy mahalala koa
Betsaka ny resak'ialahy foudre tao no zavatra tsy hain'i ouioui
Ilahy no foudre fa manomboka sûr aho
Manino izao ialahy raha mitsotra dia izay , mpiahatsaravelatsihy leisy ialahy a, mivavaha mafy ialahy foudre raha ho te voavela heloka hon hon hon

40ans anie leisy ouioui i andrywui , tsisy vady tsisy zanaka , lahimokana hon hon hon

Kobo ialahy gratos a, niteniteny fotsiny fa neveriko fa ouioui vrai aza her her her bandy mbola zokin'ialahy io rapika a, bandy tsy mety matotra hon hon hon , petsaoa ao refa tonga ialahy her her her

Mipetraka ao @ pasiteran'ny kremlin rue danton hon hon hon
7. cyril ( 04/10/2010 13:07)

tenda mivonto feno aretina,ialahy ve dia mba bogosy aminio goatre i ouioui,nifin ialahy mavo ohatrany castor petsa ialahy hon hon hon endasina eto ialahy
8. cyril ( 04/10/2010 13:08)
tenda mivonto feno aretina,ialahy ve dia mba bogosy aminio goatre i ouioui,nifin ialahy mavo ohatrany castor petsa ialahy hon hon hon endasina eto ialahy


hon hon hon
9. cyril ( 04/10/2010 13:12)
40ans anie leisy ouioui i andrywui e , tsisy vady tsisy zanaka ,tsy trano tsy asa lahimokana hon hon hon

Kobo ialahy gratos a, niteniteny fotsiny fa neveriko fa ouioui vrai aza her her her bandy mbola zokin'ialahy io rapika a, bandy tsy mety matotra hon hon hon , petsaoa ao refa tonga ialahy her her her

Mipetraka ao @ pasiteran'ny kremlin rue danton hon hon hon any saint denis
DIso leisy btamin'iny raouioui fa miala tsiny a, hay i wiwi no tena mpamorondainga mpitsaho hon hon hon

Mamon'i daina tany @ tselatra tany ve ialahy ry wiwi hon hon hon
10. cyril ( 04/10/2010 13:15)
Sao ary ialahy wiwi hifapitady @ lery fa zah tsy hiditra aleo ialahy no ao hon hon hon , hay ve mena ny mason'ialahy njolo dia mavo ny nifin'ialahy e hon hon hon
11. cyril ( 04/10/2010 13:39)
Hay ve miangona ao @ fpma rue danton kremlin i andrwyui e, loza , tena mpivavaka marina , hay mpihatsara velatsihy , ny fiangonana indray no hakana rakitra , tena tsy nampoizinay , cyril hafa e
12. cyril ( 04/10/2010 13:45)
Marina izany ka, ao izy no mitendrintendry izay rehefa mamon'ny daina , voatery manao an'io hono izy fa raha tsy izany roahin'ny pasitera ao an-tranony hon hon hon , i ouioui no nahenoiko an'info
13. cyril ( 04/10/2010 13:53)
Marenina lety ilah zama=foudre =gratos a, lohan'ialahy goaka sy ty kibobe aza tsy hita jereo koa ny vodin'ilah manoatra nohon'ny vhv hon hon hon her her her
14. collocataire ( 04/10/2010 14:48)
hihihihihihihihihihihihi ahoana indray ry fianakams aaaaaaaaaaaaaa , inona indray ty lalaovinareo e ooooooooooooooo
15. andrywui ( 04/10/2010 19:20)
ataon'i zama mihinana fay ny akamako ato zan kle ... mahamay rapika zany hatry ny maraina petsa fona anaovan'i zama azy hatry ny maraina !! tsy zah anie less bainn io cyril io fa za fona no vesaranlah ! hon hon hon lezama kely io hin hin hin
16. ouioui ( 04/10/2010 20:15)
Nifampihinana tao zany lisany , zao anie leity zah vao tato e [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Messages/pancarte-pas-de-bol.gif[/IMG]
17. nyhaingo ( 07/10/2010 11:11)
sali ouioui ! vaovao

18. jojo-bebe ( 20/10/2010 10:21)

Kobo ialahy gratos a, niteniteny fotsiny fa neveriko fa ouioui vrai aza her her her bandy mbola zokin'ialahy io rapika a, bandy tsy mety matotra hon hon hon , petsaoa ao refa tonga ialahy her her her
19. andrywui ( 21/10/2010 09:57)
rapika mbola any durban less ra jojobe a

amn alakamisy lery vao tonga ... hay androany zany lery tonga fa tsenaiko eny à Roissy zao
20. andrywui ( 21/10/2010 15:06)
afabaraka b i bainn tamle foudre de nanao vacance kely any durban alou nanala henatra ! kobo dagà fa folaitra be teto ! mivoah bainn fa miandry ny akamaa !!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0883