Aiza rabatisata milaza azy ho mafibe ialahy zama91 sarimbavy !!
21. bonne
(
22/10/2010 14:49)
Ny anareo lety resaka alika fona ve de kamo ny olona sisa, elah ry Andrywui no tena sefony ato fa eo elah mba mahay miresaka eo, mbola ho avy ny anjaran'ialahy lety e
22. andrywui
(
23/10/2010 20:10)
iray amin'izy mitsamy ndray zao io bonne io ! kobo letsy fa vao eo no nisy blem de nivoaka ps vaovao eo a ! hin hin hin hihn
23. andrywui
(
23/10/2010 20:20)
salut bainn ! milay ny le ps vaovao e !... ento am tsara amzay bainn isany a hin hin hin
bonne - 22/10/2010 16:49
24. nyhaingo
(
25/10/2010 09:15)
Ny anareo ry ireto zay resakareo ao dia anareo fa ajanony lay fanotonononana ny anarako ato a, ny adalanareo amin'ny resaka sipasipa nareo tazony ho anareo any zany ,aleo kely mba mifanaja azafady fa imbetsaka loatra lay anarako tonononina foana eto
25. bonne
(
26/10/2010 19:45)
Ka rawiwi sy i ramatoa iany ange no tena misary adala eo fona e, ataovy any @ miafina @ ny resakareo lety fa ramatoa moa tsy mahay mipetraka, i rangahy @ maha- rangaha azy zany, ataovy lety ry Andryde omeo any lety zay ilainy fa efa manambady mbola tsy mahay mipetraka fona kle,hahaha
26. cyril
(
26/10/2010 22:51)
Eny wa tena tiako i miranirina iny,alefako daholo ps rehetra fa tsy mety miraika intsony i kala,hihonako ary re le teniko hoe athe sy boudah ianao,valio any @ le mail nandefasandry sary iny moa fa mangitakitaka be de bisout
27. cyril
(
26/10/2010 23:13)
Hon hon hon any @ fetiny serasera lesy ouuoui no rdv an,au moins ka lehilahy fa tsy sarimbavy tahaka nolazain ela ny tenan ialahy (foudre) any ialahy presentena izy no pikatti ,hon hon hon dia tsy asiana cache nez na folloire an ,tongva fa tsy misy hanao kenda roroka an ialahy ei
cyril :
Milaza azy ho mafibe le zama91 hay sarimbavy , ndana ialahy miresaka ary @ resa-behivavy e, bandy midpra ialahy , hon hon hon ,
-milaza fa entrepreneur hay bandy mpanao asa au black hon hon hon , hay ve ialahy io misitrika ao an-dakozian'ny bavin'ialahy e hon hon hon
-ahoana ihany ny vadin'ialahy iny nasehon'ialahy t@ vrai ouioui hono zany video nampinonon'ialahy an'i kala maintikely iny nefa ny zanany mijery , kiiii hay ve ilahy ty olona marary saina e her her her
-any Orléans ve ialahy no mitady ordi e hon hon , bavin'ialahy aza miady @ ialahy , fanantenana2003 ozy ialahy no anarany her her her , naratsian'ialahy tany hono leisy izahay fa tsy ialahy no nisoloky sarin'olona , tratra foana ialahy izao mbola tady haondy sakaiza ihany hon hon hon efa fantaray rabatisata ny fikan'ialahy a
28. tsimila
(
27/10/2010 19:03)
ato lery ve mbola mandrahona pokona foana ,tena tsy avotra elà less fa mila mijery dokotera .na bandy na sipa na tomponandraikitra asin'elà daholo,de hoe rôle ato ve elà ra andrywui...tsssssiiiii
29. bonne
(
27/10/2010 20:11)
Mampientankentana an'i Mirana ndray le cyril io ambony io de hoe i Andry ndray zany zao no nanao an'io hoy lisany, mba miteny kosa lety za fa tsy izy io fa cyril hafa a, fa laisany oa aza maharomotra olona. tsony fa mba hendry sy serieux @zay letsy a
30. foudre
(
27/10/2010 21:07)
Samy tsy hendry lesy lisany a! samu mi wawawa daoly a!
eto no asan'lisany eto amin'ny forum a!
eto no asan'lisany eto amin'ny forum a!
31. cyril
(
27/10/2010 23:09)
Ialahy ry pikatti no nanala baraka an zama teto t@ io foudre ,dia mahatatesa fotsiny @ le vava
33. cyril
(
28/10/2010 08:13)
Ialahy ry pikatti ouuoui ,t es arret maladie,dia eto ialahy no manakorotana,tsy maintsy ho rohahina eto ialahy fa mpanakorotana
34. bonne
(
28/10/2010 08:31)
Mandana lety any @ politika mifanasa vangy raha mahay a, fa ato laisany no mibahana
35. tsimila
(
28/10/2010 19:02)
kobo ndray rabonne andrywui,mahita ps isan'andro lava zao amelezana an'i mirana!!hahahaha tsy mazaka sipa letia de manao alahelo b.sady zay bandy fohy ambany be lol.
36. foudre
(
28/10/2010 19:17)
kiiiii hahaha sady otran'ny vehivavy efa dimy volana ny kibony misotro labera loatra lery io klé! sa aoana lesy baina?
37. miravero
(
28/10/2010 20:14)
tena mampalahelo kel wuiwui reto an,bota fohy kely ve,neveriko bogosy be angei zy miseo mil io e,itako no tsy mazaka sipa sera2 na 1 aza,na 1 aza tsisy lasan'lery de any heriny manenjika sy manaratsy,nefa iza tsy mahalala fa andrywui,adala,mipika kely ,ratsy loatra mankado
38. cyril
(
28/10/2010 23:33)
Misy mampalahelo ve eto ohatran ialahy ry foudre ouioui,vao hita fotsiny ny sarin ialahy dia hita hoe bandy marary saina,tongava bain ho jerenay en vrai ialahy raha sahy an hon hon hon her her her her,ika sy patrick2002,infiny,ry dadabe,ry tess,any lavitra be naka avion special hamonjena ny fetiny serasera fa hoe ho avy ao i ouioui
39. miravero
(
31/10/2010 13:02)
cyril :
Misy mampalahelo ve eto ohatran ialahy ry foudre ouioui,vao hita fotsiny ny sarin ialahy dia hita hoe bandy marary saina,tongava bain ho jerenay en vrai ialahy raha sahy an hon hon hon her her her her,ika sy patrick2002,infiny,ry dadabe,ry tess,any lavitra be naka avion special hamonjena ny fetiny serasera fa hoe ho avy ao i ouioui
sao za ndary no lazaina fa ouioui,za oul hafa mihitsy aho ah!!!fa angaha refa miteny de ouioui ,fa refa tsy manendikendrika oul de mahazo amiko na iza na iza na lelà na vevàvy.heinnnn bedy daoly
40. cyril
(
31/10/2010 14:07)
Efa mahana be bain izany an,hin hin hin teo hanao @ eo ko,ndana indray aloha lesy mamorona ps vrakiny be hon hon hon..tsara lesy rehefa maka lecon ialahy,i foudre sy ouioui aloha vao mivoaka eo dia petsa ialahy e,i nedala lesy ps manenjika an ialahy an
miravero:
cyril :
Misy mampalahelo ve eto ohatran ialahy ry foudre ouioui,vao hita fotsiny ny sarin ialahy dia hita hoe bandy marary saina,tongava bain ho jerenay en vrai ialahy raha sahy an hon hon hon her her her her,ika sy patrick2002,infiny,ry dadabe,ry tess,any lavitra be naka avion special hamonjena ny fetiny serasera fa hoe ho avy ao i ouioui
sao za ndary no lazaina fa ouioui,za oul hafa mihitsy aho ah!!!fa angaha refa miteny de ouioui ,fa refa tsy manendikendrika oul de mahazo amiko na iza na iza na lelà na vevàvy.heinnnn bedy daoly