Aiza rabatisata milaza azy ho mafibe ialahy zama91 sarimbavy !!
41. cyril (
02/11/2010 14:07)
o lty pikatti ouioui a tongava amin fetin'ny serasera elà eee tsisy manao cache net sao de oe mafana na mangatsiaka fa mila aseho tsara ny tenda aa ho avi doli zani ry infiny ,tess , dadabe ijery anze tendankanina be tenda be ao ,sipa antitra be sy ngoza be ratsy be io no mba zakanla eo àbagnolet io aa tadidio koa ireny sipaantitra nasenla natory tanaty vam reny eee efa nifanaraana tsara ta toulouse fa iza anefa no mirara anla na zany ary e
ho ani zama91 ,tsy quoi amiko na provoqué nlà fona aza bandy ry lery ,sao dia heverinlà fa izaho ary no nilaza anlà oe be vody na lay vadinlà mivavaka ao pantin zany fa rawix tadidio tsara zay,ka ajanony lesy ny fitenenana ny aretin'olona na ny apparence physique n'ny olona iray eto fa tsy izany no maha fiére akory a ,faly ve elà ra miteny anizany eto oe voan'ny goatre na voan'ny androbe ny olona iray? tsy safidin'olombelona akory lety ny harary a fa ra maha fiére anlà zany dia tohizo .
aoka tokoa zay letsy ra jojobe fa vizana le akama tsika iry a !... ary rapika milaza fa variana amn propagandy vatofototra nefa elah koboko fona amlle miravero sy manajavady aa ..