Fantasmes
1. mpampagolahy
(
05/10/2010 17:04)
Ny vhv Malagasy hoa hoatran'ny menamenatra izany foana rehefa miresaka sexe na ny nofinofiny fotsiny , asa re dia inona loatra no mahatonga an'izany e??? sa mbola mandray foana hoe resaka maloto foana ry zareo !!
Ny zavatra hita anefa araka ny fandinihany dia betsaka ny vhv manana fantasmes
http://fr.pourelles.yahoo.com/love-sexe/fantasmes-les-femmes-osent-en-parler-article-b9br.html
Ny zavatra hita anefa araka ny fandinihany dia betsaka ny vhv manana fantasmes
http://fr.pourelles.yahoo.com/love-sexe/fantasmes-les-femmes-osent-en-parler-article-b9br.html
novalian'i Bandygass ny 08/11/2010 04:48
2. mpampagolahy
(
05/10/2010 17:05)
Ho anareo vhv gasy mba inona ny fantasmes anareo looooooooooooooolll
3. tsikiowa
(
05/10/2010 17:16)
misy vondrona andefasana ity dinika ity angamba ry mpampangolahy a!
resaka olon-dehibe.
resaka olon-dehibe.
4. mirananirina
(
06/10/2010 15:09)
les fantasmes n'ont pourtant rien de honteux. Il est tout à fait naturel et sain d'en avoir.
6. arialy
(
14/10/2010 06:37)
mahagaga ahy ny olona miteny oe ny vhv gasy tsy sahy miresaka sexe, sy oe heverina ho resaka maloto, mety tsy ho izany foana kosa é, mety lay izy resaka intimité , mety hoe amin'ny olontiana iany izy no miresaka izany.
Ny vazaha koa anie betsaka na lahy na vavy tsy miresaka izany amin'ny olona fa tsy oe gasy iany, ny fieritreretana oe inona ny sexe no mahatonga izany , misy ny mihevitra oe : sexe=amour, misy koa ny hoe sexe=plaisir sns ...
resaka fantasmes ndray koa fantatra fa naturel fa ny saina no maha samihafa azy, ao ny te hilaza, ao ny te hitazona, tsy misy mahadiso

7. mirananirina
(
14/10/2010 10:15)
Ziva6,non tsy hoe izany fa raha miresaka sexe ny lhl ohatra ka mamaly ilay resaka izahay vhv,tonga dia hafa mihitsy ny fitsaranareo???(ohatra:sipa deba be ty,maditra be sns..)Zany hoe any aminareo no olana!
9. Bandygass
(
08/11/2010 04:48)
mirananirina:
Ziva6,non tsy hoe izany fa raha miresaka sexe ny lhl ohatra ka mamaly ilay resaka izahay vhv,tonga dia hafa mihitsy ny fitsaranareo???(ohatra:sipa deba be ty,maditra be sns..)Zany hoe any aminareo no olana!
Ts voatery ôtranzany kosa e!!!!marina fa mis n bandy macho fa ts n lhl rehtra n manan n fjery ôtrazany!