raikitra ny ady eo @ ry cyril vs cyril

1. cyril ( 03/10/2010 03:23)
Ato misy cyril 1 milaza azy fatsora lahy tompon ity ps ity,ouioui na i pikatti no ps ny specialiteny tia mampiady olona ,vexe,ireto ps fampiasany foudre,gratos,mpandrindra,,ngaila ao koa ny cyril2 ,i cyril1 no manipuler ,izy ity indray bandy mytho,i twrrywui na la star andryywui, ny cyril 3 dia bandy somary mora tezitra sy tsy mahaazaka provocation,nitondra ps mamijo nanala an i tess t@ alalany message prive ,indrisy fa lasa tantara be le izy.reketo zalahy aiza ialahy bogosy bd tenda anjaran per
novalian'i cyril ny 06/11/2010 15:03
2. cyril ( 04/10/2010 09:46)
aok less zay zama l resak mifanala barak eto fa mb ajanony amzay a !
o lty pikatti a ! le provocation ataonlah less ajanony fa le fifanalana barak eto v no ten tanjonlah aminiz ty e !
3. cyril ( 04/10/2010 10:00)
hon hon hon ka le sipan'i ouioui-rapika anie lety madama b ngoda be eo amin'ny porte de bagnolet zyy letieee e sabine nenarani hin hin hin lit en eponge b letiee mpadefa vola ani dago hon hon
4. collocataire ( 04/10/2010 14:50)
hé hé hé misy raha la terre hihihihihi, petsa lasa mipapapapa ato , ny sasany moa efa fantara mpanely tsaho hihihihihihi, fianakams oooooo hihihihihihihihi
5. andrywui ( 04/10/2010 19:20)
mahamay rapika zany hatry ny maraina petsa fona anaovan'i zama azy!! tsy zah anie less bainn io cyril io fa za fona no vesaranlah ! hon hon hon lezama kely io hin hin hin
6. ouioui ( 04/10/2010 20:16)
Kay lelikéééé, nopetsain'i zama anie elah zany bainn e, kiiii navoaka ato daholo ny misy an'elah , moramora hono racyril a [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Messages/pasrentrer.gif[/IMG]
7. nyhaingo ( 05/10/2010 12:08)
Ny fifanajàna no antoky ny fifandeferana ka tsara ny anatanterahana an'izany mba hanajàn'ny hafa anao koa
8. collocataire ( 05/10/2010 12:22)
mahamay be fianakams te hanao taminy tao hihihihihihihi , tohizo racyril a ihihhihihihihihi, raha mbola bevava eo dia haingao any mihitsy e hihihihihihihi
9. cyril ( 05/10/2010 21:14)
Tsy miady leisy izahay racoloc fa miscène fotsiny a hon hon hon
10. nyhaingo ( 07/10/2010 11:12)
miscène koa ve i pikatti dia alaina baraka ny namanao ? vakio anie ny valitenin'i zama rehetra fa tena efa tezitra be aminao mihitsy e tsy tiany zany le ataonao an'io izy
11. ninikel ( 21/10/2010 14:42)
aza dia miditra loatra ry nyhaingo fa resakin'ny lehilahy io a hihihi vazivazy zany a
12. cyril ( 26/10/2010 22:45)
Maladie de tocoju io nahazo an i cyril,toa hoe very tadi paotra hono zalahy ka na ny mail nisy an le ps an i cyril tsy hita intsony,tokony nanao kamikazy ialahy ry bain au moins lery lany soldat hin hin hin
13. tsimila ( 28/10/2010 19:03)
aiza bonne o,tsy misy mirana aratsin'andrywuibonne ato klé
14. miravero ( 28/10/2010 20:16)
tena mampalahelo kel wuiwui reto an,bota fohy kely ve,neveriko bogosy be angei zy miseo mil io e,hitako no tsy mazaka sipa sera2 na 1 aza,na 1 aza tsisy lasan'lery de any heriny manenjika sy manaratsy,nefa iza tsy mahalala fa andrywui,adala,mipika kely
makandouuu be dainnn
15. cyril ( 28/10/2010 23:21)
Iza le bandy mipipika ny lohany rehefa jerena,hin hin hin ,soa dia nilatsaha foudre ary lesy ny tenda be an ialahy ry foudre ouioui,hon hon hon ela aloha dia petsa tanteraka e,ialahy no star raha sahy hipoitra masoandro @ fetiny serasera
16. miravero ( 31/10/2010 13:03)
fa inn kay zao fety sera2 zao eh,de ifankahita any daoly zany sika retraretra,fa za kounkou hande amin'io.
17. cyril ( 02/11/2010 14:09)
koin koin koin koin mamay be rawix ,,,fa tena iza ony le bandy be tenda voan'ny cancer de gorge zany ,,letiiéé na mierika aza lery tsy afaka miodina ny tendany fa manaraka doly ny vatany retra oitatsika ane am setin'ny serasera fa bandy mpanao cachenet leryy hanfenana le tenda be gorge misy virus sida mikroba alzehimer koin koin koin leizy kosa agamba alo bainn tsy sida kosa fa sur mitsy a mety virus na microbe tsy mety maty fotsiny koin koin koin mba tenena iany ny akama bainn refa akaikiky hody any amin enfer i bainn mba ampitondàna katsaka satri ny nifin'i bainn koa mavo otran katraka koin koin koin
18. cyril ( 04/11/2010 16:10)
o ry zalah a ('rawuix vrai ity)

zah alou ry lerony defa mikozy amlaisany fa tsisy zah ireo cyril nivoaka tato anatin'ny folo andro tato ireo a , ny tena atahorako oa de mety misy manana mot de passe n'io cyril ireo hafa de hisangojy be eto ity resa-tcyril ity fa ny tena tsara bain de tadiavo mitsy alou le email nle cyril de ovay ny MDP n'io fa tafiditran'ny jiolahy le cyril de isika no mifampihinana manta ato !! zah zao tena sur fa nahazo an'io cyril io miohitsy i Billy , mety nomenlah azy iany ny MDP nefa elah iany zao ry bain no mendy ato
19. cyril ( 06/11/2010 15:03)
ho ani zama91 tsy quoi amiko na provoqué nlà fona aza bandy ry lery .sao dia heverinlà fa izaho no nilaza anlà oe be vody na lay vadinlà mvavaka ao pantin zany fa rawix tadidio tsara zayka ajanony lesy ny fitenenana ny aretin'olona na ny apparence physiquen'ny olona iray eto fa tsy izany no maha fiére akor a faly ve elà ra miteny anizany eto oe voan' goatre na voan'ny androbe ny olona ray? tsy safidin'olombelona akory lety ny harary a fa ra maha fiére anlà zan dia tohizo .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1799