Sommet Francophonie

1. locl ( 22/10/2010 08:36)
Dia nanomboka efa 3 andro eto Suisse ny sommet ho anireo tany miteny Frantsay, ny nahalasa ny saina dia tokony tany Dago izy ity no natao satria i Dada Ravalomanana no nahazo izany taorin'ny tany CANADA, izao anefa Malagasy tsy misy na dia solontena aza tonga aty Suisse satria tsy reconnu lé gouvernemanta mantamanta ao Dago.
Raha tena nanana ny lanjany ny Frantsay dia tokony nataony izay hampandeha Rajoelina tao Montreux saingy toa tsy nisy izany.
novalian'i fijo ny 22/10/2010 19:34
2. fijo ( 22/10/2010 19:34)
ka nahenan'y grevy ny lanjann'y la frantsa ko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0503