dia ahoana indray
1. bazylou
(
23/10/2010 17:11)
tonga daholo ny goaika antitra rehetra hamaly faty ny tim and co, dia ho inona indray?? ny bizina tsy maintsy misaosy ihany .
efa ny propagandy izao no mamely mafy ary ohatra ny mahazatra ihanyny zavatra atao an,
manome kaly kely dia mipitsikaavy eo.
Ny tsia tsy hitatrace mihits fa niesona, nefa ry lerony be wawawawa fotsiny eo,
beuuurrrk

novalian'i Dan23 ny 29/10/2010 15:06
3. AndriambyII
(
23/10/2010 19:23)
Dé aôna ouzz ny masdah besorongola ny t@ io tany suisse io fa tss mandeh lé lien nalefan' toi teo ambany ?? Iza no ho afa-baraka any aoriana any ? Ny vaôka malagasy sa ny suisse ?
4. andrywui
(
23/10/2010 20:30)
rabazy manana an"izay fika mamely tampoka de manjavona tampoka zay ! ka na hanotaniana aza ngama avy eo efa nadio ny rano nitany !
de miverina tsilemy tampoka indray izy mikaravasy be de mitsoaka tampoka ndray de otrizay ihany de fannn ny pokna fa henjana le kary
de miverina tsilemy tampoka indray izy mikaravasy be de mitsoaka tampoka ndray de otrizay ihany de fannn ny pokna fa henjana le kary
5. mepaka
(
23/10/2010 22:48)
tonga fofona be i sakalahy ka tsy tao an-dohany intsony ilay tao suisse.
6. milamm
(
24/10/2010 13:17)
ohabolana androany
aza mba pendra vory otrany bazy sy ny faty ka ny alahelo-bahoaka no ifaliana...
aza mba pendra vory otrany bazy sy ny faty ka ny alahelo-bahoaka no ifaliana...
8. milamm
(
26/10/2010 18:34)
bazylou:
nareo no tratra zao koa beurrrrrk, nakaiza le 8, nanjavona
tratran'in le? tsy olana na aiza Atoa.Ravalomanana na aiza. Izay eo tsy tan-dalana zao no kozina fa tsy ny tsy hita!
io ngel e efa nolazaiko oe pendra vory bazy e ! azavaiko kely ny dikan'izany andalan-teny roa milaza teny iditra mitory hevitra iray.Toy zao niavian'izany :
. pendrapendra (oh.ny saina na ny maso ...)
. tsy vory (saina no ambara eto)
mipendrapendrana tsy vory saina izany ilay fehezan-teny nefa lava loatra de notsorina oe pendra vory, nahoana ? satria araky ny fihevitry bazy de les absents sont toujours tort! lol ,Mazava ? lol
9. Dan23
(
29/10/2010 15:06)
bazylou:
tonga daholo ny goaika antitra rehetra hamaly faty ny tim and co, dia ho inona indray?? ny bizina tsy maintsy misaosy ihany .
efa ny propagandy izao no mamely mafy ary ohatra ny mahazatra ihanyny zavatra atao an,
manome kaly kely dia mipitsikaavy eo.
Ny tsia tsy hitatrace mihits fa niesona, nefa ry lerony be wawawawa fotsiny eo,
beuuurrrk
Tsy oe akory tsy hita trace le TSIA d niesona fa iady amin'ny adala tsy misaina (ENY) ve??afa ihany zany oe mangina nefa mitrandraka tifitra variraraka indray mandeha d vita.