1. 3ctor ( 14/10/2010 16:32)
Mirongatra izaitsizy tokoa amin?izao fotoana izao raha ity resaka fanolanana zaza tsy ampy taona ity, raha ny fanazavan?ny talen?ny sampan-draharaha misahana izany ao anivon?ny polisim-pirenena etsy Anosy, ny ?commissaire divisionnaire de police? Rabetafika ?Fulgence?, azy. Raha ny tamin?ity fiandohan?ity taona ity monja mantsy dia nosoritany fa efa nahatratra 11 izao ny tranga nisy, araka ny fitarainana voarain?izy ireo, tao anatin?ny 15 andro. Izany hoe raha kajiana dia saika misy isan?andro mihitsy. Ary ny tena mampalahelo dia saika zazakely avokoa ny ankamaroany : zazakely herintaona sy tapany, roa taona, telo taona. Iray monja tamin?ireo no efa ankizy, 13 taona, araka io tranga efa voatanisa ery ambony io.
?Mazàna, hoy izy, dia ny mpiasa an-trano lahy na ny havany akaiky no tena mahavanon-doza amin?izany : anadahin-dreny, rahalahin-drainy, dadabeny ??. Dia ny toe-tsaina mihitsy ve no tena voa e ? Sa mba mety ho aretina ahitàna fanafana ihany izany eo @ fiaraha-monina?? !
novalian'i vonynive ny 12/11/2010 08:19
2. Dan23 ( 27/10/2010 11:39)
Ny tena problem eto madagasikara nge d ny rasaka lalàna famaizana eto otran to mandangolango fotsin e.Aiza ka olona efa mpamono olona gaigy lahy be zao migadra d in iz rapitso itanao mivôk eny ihany fa ra asiana otrin an amerika oe tonga de miasa ny peine de mort mino za fa ho afaka tsikelikel ian io.Ra vo mis 1 tratra amreny mpanolana reny tonga d atao direct am tele ny famonoana azy ho anatra amn aty aoriana,mino za fa iemotra daôl ze manana eritreritra amzan,aiz v ka zaza vo 1taona s tapan zan kos efa ts rarin tson.
3. vonynive ( 12/11/2010 08:19)
raha ny hevitro dia ny ara-panahy mihitsy no voa ka
le nanolana aloha dia mendrika ny sazy fa ny tena mampalahelo dia ny ho avin'ilay zazakely voaolana e, sady voaratra arabatana izy no voaratra aratsaina (tromatisé) indrindra ny hoaviny eo @ fanambadiana sy ny fiarahamonina, hany ka maro @ izy ireo no mamoy fo rehefa lasa zatovo..... dia manaonao foana eny !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3635