Ireto lehilahy ireto

1. mirananirina ( 20/10/2010 12:56)
Andrywui,terrywui,fafane,nyhaingo,cyril(andrywui),antimpanahy,gratos,haloween,sns...hafa dia manambara eto aho fa olona 1 ihany ireo,ary tsy maintsy manaratsy ahy eto ny asany satria tsy nanaiky nikotiny (virtuel)aho fa efa manambady,dia manaratsy sy manala baraka ahy eto( @zavatra foronina sy tsy misy,athé e,boudha e,manome sary azy e....) sisa no mba tanjony,hihihihi..hihomehezako fotsiny enao ramose .Ao aorianako foana fa tsy mba mety lasa eo alohako.Efa mahafantatra hoe olona gaigy enao ka imehezan'olona eto fotsiny,ary manomboka izao dia tsy mamaly intsony aho,ny adala hono no miady @ adala,ka mivovoza irery eran'ny tanana fa tsy misy miraharaha.
novalian'i 0uioui ny 22/12/2010 10:16
2. halloween ( 21/10/2010 08:25)
ggggkkkkk .. izaho koa ve izy ?

zah angaha mbola nandefasan'ise sary ? ra nandefasana ahako de ouioui fa zahako mbola tsy nahazo aho kouuuuu ... sady iza koa no ampitovianao amin'io le andrywui paty TGV tsy misy ilàna azy kelifingotra kàkàkloty io ?
-zah olona hafa mihitsy ah kah , ny admin iany no mahalala anah (?) mety i ESSERA aho mety i PENGUIN iany koa ! .. fa tsy i Eawix paty TGV mi déraillé io zany zah fa esory ao anatin'io liste io ry mirananirina a ,fa ra andefasanao sary koa za tsy maninona hoin hoin hoin
3. cyril ( 21/10/2010 08:36)
aleo aloha hazava ity resaka ity fa aona moa no ampidirinao eto i cyril ?

izaho (diloo) no tompon'ity cyril ity ka aona zahay no ataonao amin'ny hadalànareo ato eee aza miteniteny foana fa zahay koa anie mba afaka tsy manaiky e

nareo ve no manao ny ataonareo mandefandefa sary amin'ny tovolahy any dia ny PS nay no lotoinareo?

tsy an'i andrywui naovina na ovina ity tompokovavy
4. andrywui ( 21/10/2010 08:39)
hon hon hon ...

fafane a ! mba andefaso sary koa aho aki mba ijerevako an-dry mihira a

alefaso email an

hon hon hon za iany hono ndry hin hin hin mitapyyyyyiiii..

her her her lanaka mihitsy ah zany rey kakikooo oooo hin hin hin
5. nyhaingo ( 21/10/2010 08:50)

lazainao fa andrywui daholo ve zan ny ankizy eto e? trompé ianao, raha za alo dia mampalahelo a ianao e diniho tsara iany e
ianao koa andrywui ;; ny toetra ratsy nareo avy any antranon'ny ray amandreninareo any aza entina eto fa tsy anabavinareo daolo akory ny ankizy eto
atsy ianao mifamaly amin'i tess ,ary ianao miady amin'i ouioui sy i zama91 ,fa anao ve ity serasera ity eee za koa alo ra isehovanao milay eto dia mifankahita tsara isika ,za mba andramondramo eto anie eee
6. cyril ( 21/10/2010 08:55)
ialahy ry cyril gtt lasa gentil be indray tato ato an hon hon hon
miranirina=ngaila
RAR.DAGO,poizila le raikalahy izay io hon hon hon

7. gratos ( 21/10/2010 09:02)
ADALA !

Tsy nateraka hifanadala aminareo i Gratos fa natao hanafay ireo tsy marina ,ny hadalana ataonareo amin'izany sary alefa email sy video porno sy sary mamoafady zany dia anareo zany,aleo kely hifanaja isika ,misaotra mirananirina
8. cyril ( 21/10/2010 09:10)
dia tsy hay intsony ity tantara ity rahery fa dia mijery an'ireto tovolahy be sy tovovavy be mirijarija manao tantara ato @ serasera ,misy manokatra hevitra @ ps hafa dia avy eo misy ps manohatra nefa le olona dia iray ihany,dia faly ery ry zalahy manao an'io avy eo.
SAMY TONGA DAHOLO any @ fetiny serasera efa vonona rahery hitondra vato kely hanaovanareo tantara
9. andrywui ( 21/10/2010 09:11)
MIRANANIRINA = NGAILA

mbola hananan'i ouioui sy i cyril N°1sy N°2(gtt) sy nanjakely sy i jiolah ary jojobebe kankay io NGAILA io ka mitandrema tsara indry mba tsy ho petsaindry zalah adalabe ireo ato !
- fa za ndray miaro an'i mirana foana kah!marina e ... ! sa aona aki ? hin hin hin mirana moa akamako oo??
10. cyril ( 21/10/2010 09:22)
MIRANANIRINA = NGAILA
tiako foana aki indry na dia tsy tia ahy ary an , nefa fantako fa misy fitiavana ahy indry io
hon hon hon hon
11. andrywui ( 21/10/2010 09:27)
aoka less bainn a aza itarinlah less le kozy fa mandagy be a efa petsa be ah mbola ampianlah iany

12. gratos ( 21/10/2010 10:02)
MISY KOA NY VEHIVAVY MISEHO MILAY MANAPETSA BANDY
MAHATANTY TSARA VE IANAO RANABAVY ?
SAO DIA MORA MIKONETAKA ANEFA SATRIA LAHY BE DAHOLO IREO SOKIRINAO IREO
13. cyril ( 21/10/2010 10:57)
ngaila sy nyhaingo sy belle tena mbola tsy mazava tsara ny momba azy
raha hoe ramatoa kosa no ao ambadikan'ireo ps ireo tokony mba handinika ihany
izy,hon hon hon
14. michaela22 ( 21/10/2010 12:06)
Mba tsara raha ny resaka fifanajana no hidirana sy hiresahana eto amin'ity serasera ity fa tsy resaka hoe mifandefa sary na mifampikotikoty eto akory no atao ,i mirananirina io efa milaza fa efa vehivavy lehibe efa manambady ka tsara raha mba hajaina arakarakin'ny toerana misy azy ilay olona, ajanony ny fifandefasana sary zany mba tsy hisian'ny olana toy izao intsony any aoriana misaotreee
15. fafane ( 21/10/2010 12:30)
Tena efa tsy izy tsony ny ataonareo ato ka, aiza ve de alefa h@ sary veta2 ohatr'zao? Fa hay ve i Andrywui efa niaraka t@ mirana raha azoko tsara? be ny hisara-bady ato @ty serasera ty raha zao no mitohy, zay oa no mba teneniko: aleo manaja tena sy mipirina refa zavatra tsy tokony hidirana fa afa-baraka eo enao ny farany, za tsy Andrywui ry Mirana fa vevavy aho raha tinao ho fantatra fa mahafantatra tsara an'i Andry aho, aza mandrani-tena @ zavatra hoatr'zao fa mba hendry ry zareo a
16. andrywui ( 21/10/2010 12:33)
zah ony enao ry fafane a , zay no mba raison etin'ny sasany eto , de za koa hono no halloween(efa nomeko akam) e, i nyhaingo e ,gratos e foudre e jojobebe e sns ... tena gaga ah fa mampidelira ity "voapetsa" ato ty kah ! ... le volako ry fafane a !ovina omendry le izy ?
17. andrywui ( 21/10/2010 12:34)

aiza ve de alefa h@ sary veta2 ohatr'zao?
aiza zany sary vetaveta zany ry fafane a ! mijere tsara hatram farany alo nareo vao miteny e ...
18. andrywui ( 21/10/2010 12:36)
i andrywui mbola tsary niaraka tamin'i mirananirina zany azafady an !!! mandainga fotsiny i Mirananirina io fa za tsy mbola niaraka tamin'io zany !!! ary aza mifanala baraka amin zavatra tsisy eto ry fafane a !.. ny volako omeo ra hendry ndry ! ..
19. michaela22 ( 21/10/2010 14:16)
Tsara koa isika vehivavy lehibe mbamanaja tena eee samy manana ny tontolony daholo arakaraka ny sokajntaonany sy ny fiheviny ny ato,ka raha hevitra tsy dia mifanaraka loatra aminao dia tsara kokoa ny manaja tena amin'ny maha vehivavy lehibe ny tena mba isian'ny tahak'izao intsony
20. ninikel ( 21/10/2010 14:41)
ilay otr'izao no tsy laitra amin'itony forum itony e
manohana ny hevitrao aho michaela22 aa fa rehefa tsy manaja tena dia tsy hajain'ny olona koa ny tena e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0831