Ireto lehilahy ireto

21. zama91 ( 21/10/2010 14:44)
Mampiasa saina kely fotsiny ialahy ry andrywui dia ho fantatr ialahy i fafane sy ngaila ary i nyhaingo satria ireo olona iray,ho possible ve hoe i mirananirina haka ny sarin ifiona,ampiasao ny saina,any @ serasera fotoana dia any miresaka rahery
andrywui:

zah ony enao ry fafane a , zay no mba raison etin'ny sasany eto , de za koa hono no halloween(efa nomeko akam) e, i nyhaingo e ,gratos e foudre e jojobebe e sns ... tena gaga ah fa mampidelira ity "voapetsa" ato ty kah ! ... le volako ry fafane a !ovina omendry le izy ?
novalian'i andrywui ny 23/10/2010 20:58
22. andrywui ( 21/10/2010 15:04)
maneke elah bainn a! mipoira elah de lazao eto daholo ny marina rehetra fa lasa miodikodina be eo fona le izy , tsisy haninn anie eo e ! akama daholo ny eto ! ... hazavao fotsiny ny momba an'ireo PS fopla kobo tamlah reo de mifandray tanana isika tsisy kankay tsisy maninn eto , efa PS vrai io hanoratako io fa tsy le miafikafina hoe cyril na swann intsony , lazao less bainn a ! mivoaha elah ouioui a akama daholo ny eto
23. andrywui ( 21/10/2010 15:05)
efa koboko lets fa lery elabe loatra a!!! mangovitra angamb bainn ao zan lee... lery koa anie ts mahazaka nefa manao e!!!
24. zama91 ( 21/10/2010 15:51)
Tena nampihomehy @ le resaka eto misy lehilahy be izao dia mitomany ho ramatoa sy sipa kely,sa ve hoe rehefa ao ambadiky ny ecran ao dia tsy ho fantatray,mba tongava @ izay saina,raha te hanao tantara eto ialahy vonona izahay hi heno sy hijery
25. zama91 ( 21/10/2010 15:56)
Mivoaka dah olo izao ps na sipakely eto izao mba miandry an i sergy sy fanaina izay hiditra eto ko hanafana ny resaka eto
26. zama91 ( 21/10/2010 16:33)
Adinoko i robie,ratoa,ry rafotsy,rabofy tena acteur mahay lery e,fa ny ahy tena tiako rehefa mijoky an i RAR.DAGO tena serieux be,indrindra moa fa @ resaka politika @ izay indray dia merite ho torahana vonikazo lery
27. zama91 ( 21/10/2010 16:34)
Adinoko i robie,ratoa,ry rafotsy,rabofy tena acteur mahay lery e,fa ny ahy tena tiako rehefa mijoky an i RAR.DAGO tena serieux be,indrindra moa fa @ resaka politika @ izay indray dia merite ho torahana vonikazo lery
28. fafane ( 21/10/2010 17:19)
O ry Andrywui a, resatsika sy enao manokana kosa lay vola fa aza lazaina ato e, efa tafiditra ny cheques nao fa miandry 48h de azo e, andraso ary fa alefako ao @ mail nao lay sariko mihira iny raha ilainao fa tsy maninn ka, fa raha olona hafa tsy alefako, enao anie Andry e, za ndray no analanao ato a , hihihihi, tsy maninona ary fa hangina @zay za e
29. bonne ( 22/10/2010 14:40)
Ny an'i Mirana te-hanao @nay lelahy eo vao miwawawa avy eo, ataovy ihany fa ny bandy tsy hitsitsy anao zany e, zay ny maha-lelahy anay tsy mitsitsy fa vao manadala anay miseho milay de petsainay ka, na manambady na inn na inn fa tsy mahay mipetraka ka! ataovy ihany ry kala a
30. ngaila ( 22/10/2010 19:51)
akotsa zama91 de andrywui doly reo mamaly reo hon hon hon her her.tsy magaga refa depra ny bandy kle
31. andrywui ( 23/10/2010 20:23)
hon hin hon hin
petsain'i rabonne enao neny fa misintaha alavidavitra a ! de lazaivo fa i andrywui na i zama na i ouioui na i pikatti na i nanjakely na i cyril na i swann na i halloween ndray io "bonne" milay io !! ... hafa mihitsy io "bonne" io ! ny admin ihany no mahalala an'io !... hin hin hin hin
32. cyril ( 23/10/2010 20:55)
Inona no problem an i mirananirina hoe ianao ihany no ngaila,ianao ihany no milaza hoe bandy mitapy i andrywui nefa ianao manala azy,tokony hieritreritrako ianao raha izany,tsy ny adala no adala fa ny mpanala ny adala no adala
33. andrywui ( 23/10/2010 20:58)
hon hon hon hon
34. andrywui ( 23/10/2010 20:59)
hon hon hon
35. andrywui ( 23/10/2010 20:59)

,tsy ny adala no adala fa ny mpanala ny adala no adala
gaigy koa zany ohabolan'i bainn zany a
36. cyril ( 23/10/2010 21:28)
Ela2 indray izany vao tonga teto i cyril gtt,inona aloha ny vaovao an zoky lahy ouioui e,hin hin hin,izahay mirananirina lesy disadisa kely,nilazako izy fa hoe hisaraka izahay dia ny azy no nataony tonga aloha nefa izy mbola tia be ahy hon hon hon
37. ngaila ( 24/10/2010 12:32)
O létia,hon hon hon,mikavava ve elah any @pasitera Nirina mivady de zao toetran'elah leti e,tena oul mpandainga sy mpamorona kay enarany any ampiangonana any,mila fanazavana kely any @ nirina leuleu
38. andrywui ( 24/10/2010 13:19)
hin hin hin hin ...

petsa be ah kle ! hon hon hon

efa hoe tsy mila ah oa mbola sokirina fona !
39. andrywui ( 24/10/2010 13:24)
Efa hoe zah oa tsy tia ramatoa be de mbola sokirina foana le oul !!!!

ssssiiihhhhh ...!! hen hen hen hen
40. cyril ( 24/10/2010 19:22)
Efa hoe za wa tsy tia ramatoa,izy no nisisika nandefa ny sariny taty hin hin hin aleo fa ho avy eo fafane hanazava azy,
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2925