Ireto lehilahy ireto
41. nyhaingo
(
25/10/2010 09:13)
fa izaho kosany aloha tsy manaiky intsony ry Mirananirina raha lazainao fa i andrywui foana ka ,lasa otran'ny zaho indray no hanalandry zareo eto nefa hianareo no manao resaka sipasipanareo any ,mba avelao kely azafady ny fanonotononana ny anarako ato a , ny adinareo ataovy fa ny olona avelao kely
42. bonne
(
25/10/2010 19:16)
Karaha i fafane ve mety hiditra @ affaire hoatr'zao ry cyril a, efa miteny fona aho fa ny an'i Mirana nge oa efa hadalana e, sa sao de narary kosa ary ny fony t@lay elah nagataka sary t@ Fafne iny ry Andrywui? Tena adalan'zay ramatoa re zany e, omeo ny sahaza azy bain a, de avelao hipitsika any fa manelngelna fotsiny kle
43. mepaka
(
25/10/2010 19:50)
wawawawawawawawawawawawawawa.leo beu zay lel6 a!i mirana aza efa tsy ato intsony ,nareo mbola mitatasika p....eto daholo
44. cyril
(
25/10/2010 20:01)
Iasa manao la bonne indray zoky lahy ouioui hon hon hon i mirana mo tiako be o,tandremo ndry ry fafane sy nyhaingo jalouse an
45. cyril
(
26/10/2010 22:39)
T@ izay roa kely nifampitatana voalohany,dia nangoritsina daholo ny vatako ry zareo,tena amoureux @ le sipa ,i cyril gtt io ambony fa tsy za bonne an hin hin hin
46. fafane
(
27/10/2010 10:09)
fafane tsy miditra @ zavatra ohatr'zao fa raha vao hafa2 de miala izy ka, aza tononina kely ny anarako ry cyril a, ny hany ataoko de mananatra kely fa tsy any mitsy ka!
47. tsimila
(
27/10/2010 19:00)
ou lah!!!!!!grave be less elà ty ra andrywui fa tsy misy afatsy elà no manenjika oul sy sipa eto,letia tena sarimbavy mitsy,fa elà ve manin ra manambady @zay fa tsy manenjika vadin'oul eto isan'andro,refa tsy tian'elà ny sipa de avelao fa tsy aratsina ohatran'io letia.na sefo tompn'andraikitra aza sahan'elà aratsina ve hoe petakorona ratsy sns...mba efa nijery fitaratra ve elà alou vo miteny oul.Ndana letia makany bois de boulogne maka sipa a,ny vadin'oul tsy zakan'elà mandrakizay.
48. bonne
(
27/10/2010 20:01)
Tena marina tokoary zalahy a, ny an'i lery de io resam-pitiavana io fona, de lery @io reo olona efa manambady fona no lalaoviny, fa tsy mba mahazo sipa kely zany lery, ajanony @zay lesy zany fa ahita loza nge elah e, mba mananatra aho
49. foudre
(
27/10/2010 20:53)
kiiiiiii hay elah ry andrywi no miady amin'i sipa ato indray klé"!
petsaiko eto indray anie elah raha mitohy izao fa ataovy tsara lesy e!
manambady lesy io ry zalahy fa efa rangahy lehibe io fa tsy bandikely nareo izany e!
Mipetraha tsara ialahy fa i mirana efa tsy miteny ve letsy.

50. cyril
(
27/10/2010 23:13)
Tandremo bain fa mbola en arret maladie nareo ,soa dia ho tapaka lalandra madinika fanindroany eto indray hin hin hin
51. miravero
(
28/10/2010 06:32)
cyril :
Tandremo bain fa mbola en arret maladie nareo ,soa dia ho tapaka lalandra madinika fanindroany eto indray hin hin hin
jereo zany izy oe tapaka lalandra grrrrrr,ny mpanenjika ihany anie ry reto no lasa aoriana fa ny henjehina izy henjehina eny ihany e!ary za nihevitra fa bandy kely ity andrywui be vava be eto ty ,kay efa lehilahy lehibe koa gggrrrrr,rehefa nodinihiko sy vakiko doly ny resaka retra ato @ forum fa to ity mirana ity fona no lazain'lery na aiza na aiza io.marary saina ve sa???
52. bonne
(
28/10/2010 08:17)
Io fa kobon'ny olona fa mba be fananarana eo lety nefa izy no tena mijajika vadin'olona ato, ajanony any oa fa afa-baraka be fotsiny , jereo ange ry zalahy e, i Mirana manao lohahevitra ireto lelahy reto, de i Andrywui ndray manao hoe ny ramatoa sasany , tena mampihome fa manao cinema ry zareo ato kle, alefaso raha mbola hanao letia hanalana azy a, nefa mba miteny ihany aho hoe AJANONY @zay fa ialahy mba manao an'lahy mivavaka nefa zany ve letsy, tsy misy hanaraka anlah eo, kozy e
53. andrywui
(
28/10/2010 08:30)
salut rapika !! (miravero -bonne foudre -tsila) ary nahaforona antoko na bataillons 19é bobaka be tampoka tao kay i bainn no sy nahenoana firy azy aa! milay ee .. fa i bainn ve tena malaelo an'i mirana e !?? za ary letsy petsainy be kle !! fa za ane lety tsy miady aminy fa efa vita zay iny ee
STOP
STOP
54. cyril
(
28/10/2010 08:43)
Inona moa lesy no ho ataon i pikatti fa tsy dia mamorona ps vrakiny be dia mila vaniny ny mpisera eto,RAR.DAGO i nedala...sady mbila hifankahita isika ry paranoia an
andrywui:
salut rapika !! (miravero -bonne foudre -tsila) ary nahaforona antoko na bataillons 19é bobaka be tampoka tao kay i bainn no sy nahenoana firy azy aa! milay ee .. fa i bainn ve tena malaelo an'i mirana e !?? za ary letsy petsainy be kle !! fa za ane lety tsy miady aminy fa efa vita zay iny ee
STOP
55. bonne
(
28/10/2010 08:45)
Ataoko inn koa letsy vadin'olona a, elah no mankafy an'zany sady ny ahy aza tsy laniko, fany anareo hoatran'ny nisy alahelo teo 2 zavtr nisy teo alou koa angamba o? fa le ramatoa koa tsy mahay manaja tena de io nareo mifanao lava io letia ab samy tsy manaiky tsindriana de ny farany de elah mitsy no niboraka hoe tiko fona enaob hon hon hon
56. tsimila
(
28/10/2010 19:00)
bonne:bonne andrywui,manin less bain ra elà iany no miteny @ mirana fa mody ps marobe ,nefa tsisy afatsy elà iany no manaratsy ny pokona retra eto.bonne andrywui wuiwuikely,misennn
Ataoko inn koa letsy vadin'olona a, elah no mankafy an'zany sady ny ahy aza tsy laniko, fany anareo hoatran'ny nisy alahelo teo 2 zavtr nisy teo alou koa angamba o? fa le ramatoa koa tsy mahay manaja tena de io nareo mifanao lava io letia ab samy tsy manaiky tsindriana de ny farany de elah mitsy no niboraka hoe tiko fona enaob hon hon hon
57. miravero
(
28/10/2010 20:16)
tena mampalahelo kel wuiwui reto an,bota fohy kely ve,neveriko bogosy be angei zy miseo mil io e,hitako no tsy mazaka sipa sera2 na 1 aza,na 1 aza tsisy lasan'lery de any heriny manenjika sy manaratsy,nefa iza tsy mahalala fa andrywui,adala,mipika kely
makando be
makando be
58. bonne
(
28/10/2010 20:52)
Ary lasa tambaran'ny olona ato ndray i Andrywui zany kle, tena marina tokoa fa nedala io bota fohy zay, jereo akaiky ange ny orony e, hi,hi,hi,hi, efa hitan'laisany ve, nefa lery manaratsy ny kofboay sasany ato a,
59. cyril
(
28/10/2010 23:46)
Tongava bain ho jerena an,ny bandy sy sipa eto manana face book daholo ary mifankahafatatra,,fa ialahy,foudre,,pikatti bekiraro ouioui tsy mety handefa sary sy miafina aman olona,i rahery efa kopy t@ ialahy nangataka hiditra adim,kobo le fika bain an
jereo zany izy oe tapaka lalandra grrrrrr,ny mpanenjika ihany anie ry reto no lasa aoriana fa ny henjehina izy henjehina eny ihany e!ary za nihevitra fa bandy kely ity andrywui be vava be eto ty ,kay efa lehilahy lehibe koa gggrrrrr,rehefa nodinihiko sy vakiko doly ny resaka retra ato @ forum fa to ity mirana ity fona no lazain'lery na aiza na aiza io.marary saina ve sa???
[/quote]
cyril :
Tandremo bain fa mbola en arret maladie nareo ,soa dia ho tapaka lalandra madinika fanindroany eto indray hin hin hin
jereo zany izy oe tapaka lalandra grrrrrr,ny mpanenjika ihany anie ry reto no lasa aoriana fa ny henjehina izy henjehina eny ihany e!ary za nihevitra fa bandy kely ity andrywui be vava be eto ty ,kay efa lehilahy lehibe koa gggrrrrr,rehefa nodinihiko sy vakiko doly ny resaka retra ato @ forum fa to ity mirana ity fona no lazain'lery na aiza na aiza io.marary saina ve sa???
[/quote]
60. bonne
(
30/10/2010 12:01)
Izy io ange i nedala mintsy fa la olona efa tsy ao tsony e, mba menatra ihany letia e