ny fampihavanam-pirenena tena izy

1. LazaDaddy ( 19/10/2010 03:22)
Ny fampihavanam-pirenena dia tsy miainga velively amin'ny fampihavanana kisarisary (sy feno fihatsarambelatsihy) ireo jiolahimboto ao aminy. Ny fampihavanam-pirenena tena izy dia mifototra amin'ny fihavanan'ny olom-pirenena amin'ilay Andriamanitra Rain'i Jesoa Kristy, Nahary an'i Madagasikra. Rehefa io no tanteraka dia hifamela heloka sy hamela ny tenany manokana avokoa, eny fa na ireo jiolahim-boto aza. Anakiroa ihany ny "movances" misy dia ny an'Andriamanitra sy ny an'ilay "mpamitaka sy mpanameloka"
novalian'i fijo ny 20/10/2010 19:15
2. RAR.DAGO ( 19/10/2010 04:18)

Anakiroa ihany ny "movances" misy dia ny an'Andriamanitra sy ny an'ilay "mpamitaka sy mpanameloka"

Aza miteniteny foana ho'a fa mampiady.
1. Tsy kristianina daholo akory ny gasy rehetra ka aza terena hitovy aminao fotsiny tahaka ny tsy hanerena anao hitovy sy angalatahaka ny hafa fa mba manan-tsafidy.
2. Tsy hafaka ny hiavana mihitsy isika raha avela manavakavaka tahakanao izao ny olona.

3. LazaDaddy ( 19/10/2010 08:38)
Rehefa tsy hihavana amin'Andriamanitra amin'ny alalan'i Jesoa Kristy ny olom-pirenena dia tsy hihavana mihitsy. Ny ankoatr'izay dia fihatsaram-belatsihy sy "fihavanana kisarisary" miandry kendry tohana.

Dia averiko fa anakiroa ihany ny "mouvances" misy: ny miaraka amin'Andriamanitra sy ny tsy miaraka aminy.
4. jiolah ( 19/10/2010 08:58)
ary ny muslum, hindou,boudhist...sns izay vitsivitsy an'isa eto?
Ary ireto Xtian marobe mifandrafy eto izay tsy mety hitovy hevitra mihitsy noho ny "mouvansa-ny"????
5. jiolah ( 19/10/2010 09:01)
satria efa "boucle" le izy: nopehinareo izahay ka mahantantesa fa ho avy izahay @ angady sy ny harona, mbola hiala eo lisany ka miomana tsara...sns
6. milamm ( 19/10/2010 09:31)
tsy lasa intsony io efa nolazaiko tany aloha , jereo ny zv-niseho teny Anosy momba ny raharaha 26/01/09 raikitra indray ny sakoroka sy fandefasana lakrymozena ary fanagadrana 48 no voatana raha naneho ny heviny tsy nankasitraka ny fanamboarany fitondrana ny fitsarana.
7. LazaDaddy ( 19/10/2010 11:00)
ary ny muslum, hindou,boudhist...sns izay vitsivitsy an'isa eto?
Efa misafidy ny "mouvances" misy azy izy izany ka inona no tian'i jiolah anontaniana? :)

Ary ireto Xtian marobe mifandrafy eto
ireny izao dia porofo azo itarafana fa tsy mihavana amin'Andriamanitra izy ireo matoa izy mifandrafy (na izy rehetra mitonona ho Kristianina na ny ampahany maro aminy) .
8. locl ( 19/10/2010 18:48)
Ny tena mpino no tiany ho lazaina eto fa tsy ireo izay miantsoantso ne fa ny filozofia mandeha aminy vola sy ny fitiavantena.
Sarotra aloha vao mety tena hahita fampihavanampirenena, nefa mba metimety ihany raha iarahan'ny rehetra fatsy sarin'olona hoatr'izay any Madagascar izao
9. fijo ( 20/10/2010 19:15)
inona indray re ity ry laza e???????nanonofy ngah elahy alina?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.08