rencontre dicrète, tendresse et complicité :
1. embonembona
(
20/10/2010 13:02)
rencontre dicrète, tendresse et complicité : Lehilahy 47 taona manambady, mipetraka eto paris matotra, mitady vehivavy manambady koa mipetraka paris na manodidina , mitady fitiavana, mila fifandraisana sy fiarahana, matotra koa..
novalian'i Tomy ny 05/09/2011 07:10
2. m.i.s.a
(
20/10/2010 13:21)
dia sahy milaza ve ianao io hoe matotra? Raha matotra ianao, maninona no tsy ny vadinao no karakaraina tsara e?Dia tiavo miaraka @ famatorana tsara ny vadinao dia hajao izy e! mba matotra !
3. 3188
(
20/10/2010 13:37)
tsy aleon'ny sipa ve manaja ny vadiny ,ny zafikelinao io ary ve zao tsy efa ho efatra,mba matotra dadabe a!mba hajao i bebe,hihihi
4. Belle
(
21/10/2010 00:16)
embonembona:
rencontre discrete sns...
Fahasahiana tsy misy toy izany ity anao r'ingahy, tsy tahotra tsy henatra... Tena marina mihitsy ilay fitenin'ny vahiny manao hoe "amin'ny lehilahy rehetra dia misy kisoa matory ka rehefa mifoha io kisoa io dia mahavita zavatra maharikoriko mihitsy ilay lehilahy". Anisan'izany izao ataonao izao. Mba mandiniha sy mihevera fa dia ny tena no menatra. Tssss!
5. fafane
(
21/10/2010 10:17)
Zany ny ataony rehefa matin'ny filana ara-nofo ka , tsy mahatsiaro tena tsony hoe mety ve ty teneniko ty sa tsy mety, mampalahelo enao r'ingahy fa mivavaha mba ho afaka fa Andriamanitra rery no mahay manafaka ny olona @ ratsy raha mety enao, azafady a
6. 3188
(
22/10/2010 14:21)
mety variana any @ zafikely ramatoa ka tsy dia miasa saina firy @ lay firaisana loatra intsony.dia menatra hikoty sipa eny an-dalana ,dia naleo nanoratra teto @ sera sao mba misy lucky.
7. Dan23
(
22/10/2010 14:46)
Mba hafa razok zan ertrertrao zan marn,mba mten ian le bandy oe ts tokon ho fianakaviana amzay ve no tokon hokarakaraina amzao taonanao zao?
Ngamba met oe ts ampy v ny tam faatanorana d antitra vo manenjika e?
Adalan ze vevavy anaraka az ko lo e raha ts oe n vadin ngamba.
8. ledala
(
23/10/2010 00:00)
rencontre dicrète, tendresse et complicité : Lehilahy 47 taona manambady, mipetraka eto paris matotra, mitady vehivavy manambady koa mipetraka paris na manodidina , mitady fitiavana, mila fifandraisana sy fiarahana, matotra koa..
MANAHIRANA ihany tokoa ny mahita ity tranga iray ity ka tsy omena tsiny ny olona namaly teo ambony:
-manambady: de aona zany ny vadinao?
- 47 taona...matotra: tena fahamatorana marina ve zany?
- mitady vehivavy manambady: atao inona? sady voarara ny manadala vadin'olona( fivavahana, fiaraha-monina malagasy, lalana...)
TSY MAZAVA: misy olana ve eo aminao sy ny vadinao? mbola miara-mipetraka ve ianareo?
sa tsy vokatry ny fonao no nanambady azy, nefa tara loatra raha izany.
TOROLALANA: satria ianao matotra, aleonao ny vadinao aloha no ialana nenina: raha misy olana mifampiresaha tsara ianareo.Marina fa fanaon'ny vazaha sasany tokoa ny hoe antitra vao hanambady fa na vazaha ianao na gasy matoa miteny gasy dia mahalala ny fomba gasy na amin'ny ampahany ihany aza: tsy fomba gasy loatra izany.Hafa ny hoe maty vady, na nisaraka ara-dalana.Raha ny taonanao tokoa no jerena dia tokony ho olona matotra ianao, tsy sahaza anao ny toy izany.
ANJARANAO NY MANDINIKA LALINA
Mahereza de mivavaha

9. fanja_1968
(
25/10/2010 09:19)
ledala:

Tena mahavariana tokoa fa toa tery dia tery tokoa ny fiasainan’ny olona mamaly eto amin’ity forum ity.
- raha toa ka tsy mi-concerner anareo aloha dia aleo tsy mamaly fa tsy fananarana akory ny andrasany fa valiny tsotra avy amin’ny izay olona intéressé amin’ny annonce-ny fotsiny.
- Fahamatorana tokoa ny azy satria milaza ny zava misy sy ny zavatra tadiaviny izy (carte sur table) fa tsy manao fiantsaraha-belatsia miodikodina sy miolikolika ( betsaka ny be fananarana amin’ny fivavahana, fiaraha-monina malagasy, fahendrena sns kanefa any ambadika any hafa be ny fitondran-tenany...misy koa ny mitady toy izy fa tsy sahy... dia lasa masiaka be satria mialona satria misy olona mi -« oser » ny zavatra hiriany atao nefa tsy sahiny tanterahany )
- Ilaina fahamatorana tokoa ny famaliana an’itony hafatra itony satria mazava fa tsy mitady vady hiaraha hipetrahana akory izy alehony miaraka amin’ny olona efa manambady, matotra sy mitovy feeling aminy (tsy sipakely hanataka na divorsé mitady vady).
Désolée fa tsy mitovy hevitra aminareo rehetra mihitsy aho
Afaka manoratra aty amiko ianao ry manimanina satria sûre aho fa mitovy feeling tsara isika (izaho vehivavy manambady koa fa somaro zandryzandrinao kely fotsiny)
ity ny mail_ko : fanja_1968@gmail.com, miandry ny hafatrao izany.
10. sylvaine
(
26/10/2010 06:33)
fanja_1968>aleo mitsotra to anao zao kosa alongany e!za kounkou matsapa fa be ny mieritreritra fa tsy sahy maneho.
11. Dan23
(
26/10/2010 06:39)
sylvaine:
fanja_1968>aleo mitsotra to anao zao kosa alongany e!za kounkou matsapa fa be ny mieritreritra fa tsy sahy maneho.
Ts d izan lotra kosa mgamba rzareo fa eo ihany nge le oe masiaka b ronono e.Ekena fa oe diso mitsara b fahatany fa kosa ngamba mba ita ian oe hitandrovana le mahamalagasy no tena ifotony.Hafa iany zan oe ankohonana rzareo a,matoa nge mis ny fitenenana masiaka mba misy ian le fitiavana le namana ts anaonao foana e.
Anjaran le ranamana no mandinika sisa oe ra izan aleo apotsaka ra toa ka mis blem amniz roa mba hovaana.
12. sylvaine
(
26/10/2010 06:43)
Dan23:

fotsiny oe,tokony tany aminy site hafa(spécial ohatra anizao) no nalefa ny annonce fa tsy teto,
13. embonembona
(
27/10/2010 10:16)
sylvaine:
fanja_1968>aleo mitsotra to anao zao kosa alongany e!za kounkou matsapa fa be ny mieritreritra fa tsy sahy maneho.
misaotra an'i sylvaine manohana e..vitsy dia vitsy tokoa ny mba malala-tsaina eto...ianao sy fanja ihany no mba positive amin'ny resaka nantsipy ity, matoa anie manoratra dia misy antony fa tsy manoratsoram-poana fotsiny fahatany toy ny hafa e.
tiako tohizantsika amin'ny mail-ko manokana (manimanina@gmail.com) ity resaka ity raha sitrakao izany.
14. Belle
(
27/10/2010 16:57)
Ho an'ny rehetra miseho ho MALALA-TSAINA:
ny maha-forum ny forum dia toerana iadian-kevitra. Samy mamosaka izay heviny izay te-handray anjara rehetra ka tsy hoe, rehefa tsy azokazonao fa tsy mitovy amin'ny "feeling"-nao ny an'ilay olona, dia hoe tery saina izy! TSIA, samia fotsiny mametraka ny heviny, dia samia mahatanty izay avalin'ny hafa, fa matoa miditra eto dia vonona handray tsikera na fiombonan-kevitra na hafa koa.

15. tambooh
(
21/11/2010 10:58)
MEty ho sangy sa animation eto @ tranokala fotsiny? sa efa fiaina demony ambaribary mitsy, tsy pitsara aho fa fomba fijery.Merci
16. jiolah
(
23/11/2010 13:15)
aza miasa saina ntsony fa efa niravona izay ny feeling i Princio sy fanja eee.Mazotoa homana leroaa
17. embonembona
(
23/11/2010 16:48)
jiolah:
aza miasa saina ntsony fa efa niravona izay ny feeling i Princio sy fanja eee.Mazotoa homana leroaa
misaotra ny rehetra, indrindra indrindra an'i ndry ry fanja sahy namaly ahy, ny antsika roa aloha dia efa milamina, tojo amin'ny zavatra tadiavintsika...sûr mihitsy aho fa tsy vitsy ny olona mpisera (na lahy na vavy) mba mitady relations toy ny antsika, fa tsy sahy noho ny antony samihafa (tout à fait respectables au demerant) , samy maka ny responsabilité aby moa ny tsirairay ka tsy misy hifanomezantsiny...
18. Tomy
(
02/09/2011 13:18)
Bla bla bla, marina daolo ze teneninareo rehetra eto ka, za ko bandy eto Tanà manabady mitady vehivavy manabady afaka miaraka disrètement. Ze liana de madefasa mail de any tsika mifampiresaka sy mifampitantara ny zavatra rehetra sy ny ho avy .
19. tambooh
(
02/09/2011 13:22)
Na le loha hevitra aza defa mapme pory an.Zao ve no oe sersera? Mapme
embonembona:
rencontre dicrète, tendresse et complicité : Lehilahy 47 taona manambady, mipetraka eto paris matotra, mitady vehivavy manambady koa mipetraka paris na manodidina , mitady fitiavana, mila fifandraisana sy fiarahana, matotra koa..
20. manampi67
(
02/09/2011 17:26)
Pour moi, c'est normale que tout le monde réagit car le monsieur est marié et en plus à Madagascar, on fait attention quand on est marié. A l'Etranger l'annonce comme ça,c'est une 'habitude !!! comme "Rencontre gay", Homo, etc.....