REGARDER VIDEO Tantely ANDRIANARIVO invité Resabe MaTV 29 octobre 2010

1. vatofototra ( 30/10/2010 09:40)
REGARDER VIDEO Tantely ANDRIANARIVO invité Resabe MaTV 29 octobre 2010

- Tantely ANDRIANARIVO invité de Radavidson - Resabe MaTV 29 octobre 2010

Participer au débat sur le projet économique et social Madagascar
Groupe Vitatsika io - Madagascar Perle de l'Océan Indien

http://www.vatofototra.com
2. sitlo ( 31/10/2010 10:52)
Nihaino hatramin'ny farany aho.

Fa ny hitako dia manao ny olona ho tsy mahatadidy ilay Tantely.
Tamin'izy mpiraiminisitra.
- Adin'ny roa avy eo Beoririka ka hatreo Ankrondrano raha mandeha minibus. Izany ve no atao hoe firenena faharoa erantany mivoatra indrindra?
- Ny havan'ny minisitra rehetra priorite daholo rehefa eny andalana, na ankizy kely aterina eny amin'ny college de france aza.
- Projet 35000 logements/an natao 35000 logement mandritra ny mandat. Nefa ny trano efa eo ihany no lokoina dia notokanana. (Ohatra an-dRajoelina nitokana ny kianjan'Ambohijatovo ihany)
- Ny rindrin'ny Rova nidaraboka tsikelikely isaky ny avy orana nefa ny vola anamboarana azy efa zary lasa fomba fiteny mihitsy ilay "manomeza kely..."
- Ny safira teny Ilakaka tsy hita izay mba tombotsoa azo, nefa ny fitrandrahana tamin'ny andron-dRavalo lazaina fa izy no niketrika azy fa Ravalo nitaty fotsiny.
- Ny korotana tamin'ny 2002 dia vokatry ny hala-bato.
- Ny Arema sy ny Fanavaozana sns, tamin'ny 2002 dia nisakana ny lalana rehetra miditra tao Antananarivo. Izay niezahana mihitsy ny hanimbana tanteraka ny toekarena. Dia rehefa nilamina ny fitondrana, ka nahazo famelan-trosa ny firenena, dia lazaina efa tamin'ny fitondrany no nikarakarana an'izany. Nefa rehefa dinihina tamin'ny fitondran-dRatsiraka no tena nitavovozan'ny trosa ahazoan'ny Frantsay zanany isan-taona.

Ny mahasosotra ahy amin'itony mpanao politika itony dia, mora aminy ery ny miteny hoe mijaly ny vahoaka, ka tokony atao izao sy izao. Nefa ry zareo ihany no mampahantra azy. Dia ampiana kely an'ilay hoe "Isaorana an'Andriamanitra fa..."
3. bacouli ( 01/11/2010 23:23)
Mahay mampiresaka miintsy ilay tantely Andrianarivo ,continuité,mon oeil !,tamin'ny andronao miintsy izaho no nahAlala olona marobe nanankarena tampoka nefa olona ambany fifehezanao dia ny harenao indray ve no nihena ,aoka re fa taolana ny nify !!!

mapihomehy fa nisy olona iray petsabava tambany fifehezanao izay niteny taminay olona vitsy2 fa tsy ho vita intsony ireo lalana eto Mcar satria 1km de route hono côute 1 milliard ,nefa nony tonga ra8 nahavita be dia be ,milliard be dia be ange izao no tokony hiditra tany ampaosindra8 é! ,
ohatran'ny fanaon'ny ankabiazan'ny mpitondra Afrikanina rehetra NO NATAONAO SY DEBA fa dia aza mapiresaka loatra fa angaha izy ty hato ririnidasa tsy tsarona é!

.Izany ve iano no olona MADIO sy tsy misy lolompo ,aza hadino fa mivavaka ny Malagasy ary na mafy aza ny entin'ny VAHOAKA TSY MANDADY HARONA noho ny ADIPOLITIKANAREO SY ADY SEZA NAREO milaza ho mpitondra dia tena hitako fa mbola mihaino ny vavaka ny MAHANTRA SY NY VAHOAKA HOSENAREO 2 Andriamanitra ,,la preuve hevidratsy izao entina hitadiavana reconnaissance internationale fa é,e ,e,TSISY MAHOMBY !
Raha mba nanao zavatra Ratsiraka na KELY AZA ta@ny androny tsy NALOAN'ny vahoka ta@2002 ta@ny androny aiza izay zavtra vitanareo ta@andronareo ry tony é?????
AIZA toa tsy mba hita sy re???
iZANY NO TSY MAnPANDROSO NY MALAGASY ,tsy afaka @ilay ory hava-manana !!!

Raha nanao zavatra ratsiraka na lalana na zavatra hafa aza tsy hadinon'ny vahaoka fa TSY NISY ?
AOKA IZAY TY LAINGA tsara lahatra fa FIRENENA ANGE NO SAHANINA eto é!
Tsy mbola nisy firenena nandroso ta@lainga ???
Tany tamatave izahay ta@2007 ,tsy haratsina lalana tao tamatave ville ,nilaza ny mpitondra posy fa nomendRavalomanana vola ny neveu ny Amiral fa tsy nanao ,mbola i ra8 no nanome vola fanindroany ta@2008 vao vita ny lalana .
Jereo ny dégradation ny sekoly be dia be ta@andronareo ,olona mpampianatra no lasa 4mi
NY VAHOKA TSY MIRAHARAHA IZAY CONTINUITE ? ASA FA TSY KABARY NO HILAINA ETO Madagasikara fa tsy RESABE tsy hihinanankanina !
7 taona RA8 teo @pouvoir nahavita zavtra be dia be na dia nisy lesoka koa aza satria izy olona otrano sy izaho ,TSY HADINONn'ny vahoaka izy fa AZA MATAHOTRA !
Ary Andrimanitra irery no mahalala na ho tafaverina eo @pouvoir izy na tsia ,hatra@izao aloha na hanao propagande ny tsy tia azy na tsia ,tsy hadinon'ny VAHOAKA NY olona niasa sy ny olona mihazakazaka eo @pouvoir MAIKA hitavana vola sy harena !
Hain'NY VAHOKA ny manavaka ny vary sy tsifaripary !
Tsy ny havanao avy any Fianarantsoa indrindra no nihika2 ta@radio ta@2002 nanao hoe;"miala teo rehefa tsy tian'ny VAHOKA !"
4. AndriambyII ( 03/11/2010 21:07)

bacouli:

OOOOKKKKKKKKK
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0919