varotra rano eto Mkara

1. vonynive ( 29/10/2010 12:03)
nivarotra rano hono i Mkara
mivarotra rano i Mkara
hivarotra rano i Mkara
manondrana rano i Mkara, tsy hiditra politika aho fa hoy aho hoe raha mivarotra isika dia tokony hiezaka hamokatra rano kosa mba tsy ho lany ny rano eto Mkara ka ho zavadoza
ary ahoana ny rano any atsimo?
novalian'i bafles ny 29/10/2010 16:02
2. ziva6 ( 29/10/2010 13:32)
d rariny ve raha ny any atsimo tsy misy rano d ny sasany hivarotra, tsy tokony hoe ahoana ny hitaritana ny rano ho any atsimo!
3. bafles ( 29/10/2010 15:59)
azafady raha hiteny2 fona aho fa misy marina ihany ity! raha isika gasy no manao creatio @pipy de ahona kay
4. bafles ( 29/10/2010 16:02)
azafady raha hiteny2 fona aho fa misy marina ihany ity! raha isika gasy no manao creatio @pipy de ahona kay
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1396