REGARDER VIDEO Andry Rajoelina impliqué dans le trafic des bois de rose ? Vidéo retirée - Censuré?
1. vatofototra
(
09/11/2010 08:43)
REGARDER VIDEO Andry Rajoelina impliqué dans le trafic des bois de rose ? Vidéo retirée - Censuré?
Andry Rajoelina impliqué dans le trafic des bois de rose ? Partie 1 à 4
Nous sommes désolé, la vidéo impliquant nommément Andry Rajoelina par le chinois importateur des bois de rose a été bizarrement retirée
Participer au débat sur le projet économique et social Madagascar
Groupe Vitatsika io - Madagascar Perle de l'Océan Indien
http://www.vatofototra.com

novalian'i jiolah ny 12/11/2010 12:49
2. Rabaradaka
(
09/11/2010 11:20)
Mba alefaso eto zany dadatoa jerenay dia mba alefanay any ambanivohitra a ! Eto Sambava mihitsy zao zahay dia ho any Maroantsetra, raha hitan'ny olona aty zany vidéo zany dia rava ny tsenan'ny TGV
3. AndriambyII
(
09/11/2010 16:24)
Ka samy nanao tao daholo anie fa angah mou hita oué atao aôna !! Anontanio alouh i Ratsiraka , Rakotoandriatsalama , Sibongui , Gal Ramanatsoa , Gal Andriamahazo , Ravalomanana , ...,anjaratsika ny mieritreritra fa rehefa ho tapitra tarangana ny harem-pirenena vao hitalao @ ny mpilaiso iray trano .
4. RAR.DAGO
(
10/11/2010 07:01)
Mahagaga fa nalan'ny global witness avy teo @ site ilay video. Midika izany fa mandeha mafy ny tsindry bokitra avy any @ sinoa (i TGV ve moa ahavita izany fa dia mba nanana mpiray tsikombakomba enjana izy t@ iny).
Lazao ny namana rehetra izay nanao dika mba hanaparitaka azy @ site public toy ny daily motion na youtube
Lazao ny namana rehetra izay nanao dika mba hanaparitaka azy @ site public toy ny daily motion na youtube
5. jiolah
(
12/11/2010 12:49)
ze nanao tany aloha tany aloha tsy fantatra ry namana fa ry zalahy ireto alou no tratra farany eto de tokony faizina.