Mbola zanatany Frantsay i Madagasikara 40 taona taorian'ny nahafatesan'ny De Gaulle

1. Rabaradaka ( 09/11/2010 11:10)
Mandeha tokoa ny tantara ry zareo. Fa 40 taona aty aoriana dia mbola io ihany i Gasikara kely mandohalika amin'ny La France, mbola tsy menatra ihany ry Andry TGV sy ny forongony misolelaka amin'ny La France, mbola indro ireo koa ireo vazaha (parelemnt français) mbola manjanaka ny gasy kely mafy ady. Dia azo inoana ve fa ho afaka amin'ity La France ity isika indray andro any ?? Asa aloha fa ny taranako tsy handohalika amin'ny vazaha izay nampandohalika ny razamben-tsika fahiny.
novalian'i alina ny 04/12/2010 22:09
2. AndriambyII ( 09/11/2010 16:19)
Eka ouzz lé masindah Rabesorongola !
3. alina ( 10/11/2010 02:34)
Ny frantsay dia mitady foana hi-manipuler ny tany afrikanina frankofonina na tianao na tsy tianao.Amiko tsy olana izany fa ny fitondrana manaiky ho zanahiny @endriny vaovao, izay no tena ratsy.Ankehitriny ny fitondrana dia hita fa mi-diversifier ny partenaires-ny (ao ry Chine,Israel,Iran,Turquie...)mba tsy hiankinana be loatra @ireo izay milaza azy ho communauté internationale ireto.Vokany,na tsy dia faly aza izy ,hita fa mipetaka ihany noho ny tombon-tsoa ekonomika...inona moa maharatsy an'izany? win-win ihany.
Aoka re isika mba hanova ny fomba fijerintsika zavatra fa tsy hanaratsy be fahatany na iza izy na iza.Jereo fotsiny ny amerikanina.Tsy mbola naheno aho olon'ny repoblikanina na dia iray aza nanakiana Mr Obama hoe:"jereo fa tsy vitanao ny mifehy ny sisin-tany @trafic de cocaine avy any Mexique ka mahatonga guerre de cartel de drogue sy élimination physique ao Mexique ao".Satria efa ambony ny mentalité-ny.Marina fa maro ny zavatra tsy mety ataon'ny olona sasany ao @ HAT nefa mba jereo kosa ny coté postif sy finiavana misy @izao.
Misaotra.
4. kapistra ( 10/11/2010 04:58)
Inona koa no azo antenaina amin'io fitondrana io.
Ny sonia nataony aza tsy notanterahiny.Ary hivadika indray zao izy amin'ny teny nomeny hoe hilatsaka indray.
Ianao ve ao amin'ny tetezamita dia mampanantena hanao zavatra be dia be.Inona ny dikan'izany tsy hivadidela indray.
Mahamenatra.Tsy misy henatra intsony.
Efa nampitondra henatra ho an'ny gasy eran'izao tontolo izao tany New york.
Sans qualité
5. jiolah ( 10/11/2010 06:03)
le cote positif mihitsy no sarotra hita ao @ HAT ankoatry ny farim-piainany nitombo tampoka (fiara,trano ,fety...) ary toy izany koa ireto olom-boatendry isan-karazany izay marihina fa efa mba misy manan-katao ihany ny sasany nefa de tsy menatra akory miady tombotsoa toy ny karama 3 kilao ar sy 5 kilao ary ny fiarabe tsy mataho-dalana isan'isany .Izany rehetra izany no tambin'ny fanaganany tanana fotsiny.Tsy lasa.
6. bazylou ( 13/11/2010 19:04)
azerao wa fa aza be wawawa
7. AndriambyII ( 15/11/2010 13:02)
Tsisy io raBazily !Ny aina no matezaha ra izany !!
8. alina ( 04/12/2010 22:09)
Slt!
Vous etes trop passionnés les gars,extremistes meme!Seulement,je voudrais vous dire que je n'ai jamais obtenu meme un sou de la HAT,je travaille meme à cette heure-ci(00h47)mais je m'efforce d'avoir un peu de largesse d'esprit.Arretez de mettre tous les membres de la HAT dans le meme sac.Il y aura toujours de l'ivraie!Et si Mr Andry veut se présenter à l'élection présidentielle,ou est le problème?Co-présidents avec les memes pouvoirs vous dites?Alors qu' il est bien défini dans l'accord que c'est Mr Andry qui exerce les prérogatives du chef de l'Etat et Mr Zafy d'ajouter dans sa lettre que Mr Andry ne répresente pas M/car...jusqu'au plan diabolique du Maputo 3...encore et encore.Alors,dites moi qui a enterré l'accord?Svp laissez-le travailler.
Merci à vous.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2426