Farateny .
1. AndriambyII
(
08/11/2010 22:51)
Hafatra tiako ampitaina manokana ho an' ilay nanana PS "Andevo " niseho be didoha teto @ serasera nanoloana ahy , na iza izy na iza ! Mivoaha avy ao @ maizina raha tena taranak'olombanona hifanazavantsika @ resaka politika mampivika.
répondu par AndriambyII le 11/11/2010 23:31
3. RAR.DAGO
(
09/11/2010 08:22)
Miaina tsara @ orona dia misento kely mba tsy ampiakatra tosi-drà be loatra, dia azavao ny olan'ny akamako fa aza sendaotra tahak'izao fa sady tsy mahavaha olana no mampijaly tena.
4. Rabaradaka
(
09/11/2010 11:39)
Fa iza ity kely fofon'aina ho faty rahampitso ity e ?? Iza ity Andriambyll ity ? Calme fotsiny dadatoa a dia misotra kafe kely dia matoritory. Rehefa tsy mahatanty dia miakara eny amin'ny Toit de Tanà ao amin'ny Carlton dia manaova chute libre e ! Bon voyage e !
5. AndriambyII
(
09/11/2010 16:16)
RAR.DAGO -
Miaina tsara @ orona dia misento kely mba tsy ampiakatra tosi-drà be loatra, dia azavao ny olan'ny akamako fa aza sendaotra tahak'izao fa sady tsy mahavaha olana no mampijaly tena.
>>>>Merci aloha RAR .DAGO
Rabaradaka -
Fa iza ity kely fofon'aina ho faty rahampitso ity e ?? Iza ity Andriambyll ity ? Calme fotsiny dadatoa a dia misotra kafe kely dia matoritory. Rehefa tsy mahatanty dia miakara eny amin'ny Toit de Tanà ao amin'ny Carlton dia manaova chute libre e ! Bon voyage e !
>>>> Ah ah ah fa inn kou ty resakao ty rabaradaka ? Zah manana parapente , parachute , deltaplane , sûr fa tss maintsy entiko reo rah tena teh hamarana ny fisiako ah ! fa tss mbola zay alou lé izy ! Fa lé resak' lery mihintsy no resaka rofin'akaly !

6. RAR.DAGO
(
10/11/2010 05:57)
Hevitra anie ry zalahy no ampiadiana eto fa aza dia miditra @ izany miady izany fa io anie ny fiantobohana mety hoe vita ihany fa ny mamarana azy no sarotr'e!
7. AndriambyII
(
11/11/2010 23:31)
Tsisy atahorako mihintsy ny @ izay ho fitarazoany .Le principal , qu' il se manifeste , je ne le connaissait ni d' Adam ni d' Eve "façon de parler"( on ne se connaissait peut étre méme pas du tout dans notre existence ) et il s' etait permis de me juger de négro ? qu' il aille prier son dieu négre , tsy mila andevo ny malagasy .