mafy be bazily e (bazylou) anazy ny tanana

1. cyril ( 29/11/2010 11:27)
asian'i bazylou atsy kà ! kakeriny eroa kà , volosany izatsy kàh ! ANAZY NY TANANA E

tsisy mahavoaka hevitra firy intsony isika ry reto fa toa anjakan'ilety marina tokoa ny serasera a :

zany anie de tena andihizany atoandro otran'ny pansavy mitsy e !

mikonainaina aby ny oul fa azy irery ity ny laka !

répondu par cyril le 03/12/2010 11:50
2. Belle ( 30/11/2010 02:11)
tsy mafibe izany izy ny fahitako azy manokana fa kOndrana!!! aiza ka efa tsy misy mamaly intsony mihitsy, midika fa leo aby ny olona, dia mbola mahavatra mamorona lahatsoratra hatrany, dia miteny irery eo! efa miparitaka no filaza ny toy ireny, ny lolom-pony no mampiady hevitra irery azy eo...
3. bazylou ( 30/11/2010 10:27)
dia izany ve no mba heviotrao e??
Tsy misy resaka lolo po eto fa ianareo no ef amaty andavaka e.

Efa lazaina fa tsy vitan'ny wawawwa ity mdg sy malagasy ity di ambola miafina amin'izatsy sy zaro aihany , shhh

Izao izany izao dia resy lavo lefona daholo ary hanompo an'ny tgv ihany , ......
Shhhh, gasy tsy misy ilana zy marina ny anareo koooo.

beuurrk
4. cyril ( 30/11/2010 10:55)
belle an jereo anie ity tanjak'i bazily sy ny fanesonesoana sy ny filàna aniny isankarazany entiny eto ka aiza ary no iadivana hevitra aminy amizao ? ny tsara angamba ny hevitra farany hitako de andao atsoina mihitsy i hery hanala antsokosoko ny IP n'io bazily, bazily io tato fa ho fatin'io ato isika mianakavy ny farany !
tsy laitra nedala nefa efa izy irery anie e , isika anefa isika miabnakaby mbola ampijaliany ihany isika isika , sa misy manana hevitra hanamboarana an'ile bazily , bazily mafibe io ve ee?

5. cyril ( 30/11/2010 16:34)

mangina ialahy ry le maty ozatra ty an hin hin hin
6. andrywui ( 01/12/2010 09:02)
hin hin hin hin slt bainn !!!... faizinlah ndray bazylou ato zany a ! mahamay be bazily marina !


aiza ko letsy de i bazylou io aa ! hin hin hin mikodiadia miakatra ianao bazy malala a ... io tgv efa vaky pné anlah io ihany no anaovan'ny olona anlah eto de mifikitra eo foana !

7. cyril ( 03/12/2010 11:50)
mandihindihy foana eran'ny trano otran'ny pansavy ato amin serasera ato le bazilou ty faly amin'ny hadalany






© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0512