Aiza le gasy milaza fa milay e? aiza??Jereo izao fa misy filoha maizina 4 5 cameroun, guinee, gabon,.....no nampakarin'ny frantsay tribonaly fa nanodikodina vola don sy saosy avy amin'ny frantsay nanaovana villa sy nividianan harem be aty france sy europe.
Nolazaina fa nanodina koa ry deba, tsiranana, le8, tgv, zefa labera, nefa to atsy nisy gasy sahy akory hitory azy ireo.
Dia reveo ao ny anareo ry gasy fa maty ny vomanga nasesikareo ianreo izao.