alefaso hoaho le hetsika, alefaso

1. bazylou ( 30/11/2010 10:30)
fa raha mbola hifampijery eto dia eo ihany no raisina ary tsy maintsy anaompo an'ny tgv ihany e.

Dia lany amin'ny tsetsatsetra etsy sy eroa fotsiny dia tsy hahavitainona akory.

VIta izao ny aferandaomy, dia hiditar ny fifidianan ben'ny tanana, di aahoana, ?? tsy hihetsika ihany sa efa maty hozatra ????

Rehefa tsy hanao ianareo dia aza mimenomenona intsony fa reraka fotsiny.

beuuurrrk
répondu par cyril le 30/11/2010 10:57
2. cyril ( 30/11/2010 10:57)
hangina izahay letsy bazily de aza amporiatina mafy tsony a , mafy be ela sy ny tgv anla e , izaho pikatti de hanompo ny tgv manomboka androany ary ee, de mba asio fahanginana amzay fa manaitra zaza le wawawa anla ry tgv vaky pné a
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0443