eeeesy eee, le8 e

1. bazylou ( 24/11/2010 18:39)
lany tsoka atsy sudaf le8 zao , ka asa raoviana no ampodin'i zoma ny razana,
loooool,
efa taolana sisa e,

le pauvre,
beuuurrrk
novalian'i jiolah ny 26/11/2010 12:08
2. andrywui ( 25/11/2010 11:56)
3. bazylou ( 25/11/2010 17:22)

io ahay lesy ra andrywuii mba zavatra tsara fa tsy ry lany tsoka isany no izestiavana;

Ireny taranja ireny aza moa lesy dia tsy mba misy sehatra akory amelaran aazy sy andetehana azy ao antsain'ny gasu fa ny rap sy ny rnb sy ny ......... no atao mameno rano dia mitaraina avy eo.

indrisy ry tapa tsaosisy,
looool
4. jiolah ( 26/11/2010 12:08)
sao de mba havan-dra8 ary elah mandokandoka azy lava ity ry bazy? marina moa...
vo mihetsika ve ranga de ra8 jetemo.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0394