izao no nalehany e,,

1. bazylou ( 24/11/2010 18:24)
rehefa vendrana iray firnenena dia lafo ambongadiny mbamin'ny zafiafy sy ny vady ao an trano.
mbola ho aiza no anaovan'ny frantsay an lisany.

Ny vehivavy ao mdg manarak'izany raha vao hoe vazaha dia efa mando daholo ny any anatiny any,

beeuuuurrrrrkkkk
novalian'i bazylou ny 25/11/2010 17:24
2. fijo ( 24/11/2010 21:46)
hihihihihih oka letsy bazy a
3. ifiona ( 24/11/2010 22:53)

bazylouuuuuuuuuuuuu

beurk
4. bazylou ( 25/11/2010 17:24)
ilaozy mivanitika ao hoaho , fa ny vazaha ny trambo mananika ihany , ary rehefa tsy misy vola intsony izy dia ianao no amidiny eny amin'ny bourse, cac40,nasdaq,.....
jereo ny dow jones fa fesona fona tato ato fa tratra daholo ny laingam bazaha rehetra tao irlande, ....

beuuurrrk
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1455