vita ary hotokanana

1. bazylou ( 30/11/2010 10:44)
ihany ny mairie an'ny tana ,

misy olona manao zavatyrta ihany ao izany
novalian'i cyril ny 02/12/2010 09:25
2. cyril ( 30/11/2010 11:01)
tsy mbola vita zany letsy io aaa .....sssshhhh marenina teo elah fa miteniteny foana Mairie mbola tsisy tafo sy mbola ts voaloko akory ary hono io koooo.. ary mangataka anla mba tsy hiditriditra eto amin'ny serasera eto tsony izahay fa ela manao atody miady amambato , mbola ho itanlah mo ny valin'io fangah tsy ho azonay sy ry dada io fitondrana io ! ze tgv vaky pné ko de izestiavana
3. cyril ( 30/11/2010 16:32)

mangina ialahy le bazilositra ty
4. andrywui ( 01/12/2010 09:06)
salut bainnn aoka letsy a !.. efa miotry ny loha kosa ny anaovanlah an'i bazylou klee hin hin hin ...
5. jiolah ( 01/12/2010 13:02)
afaka manofa efitra iray ao elah raha hiverina aty fa efa voatokana io e.Sa kosa de soratana amin'lah mihitsy satria elah le akama mafana fo?
Foneo lebitro e.
6. bazylou ( 01/12/2010 18:53)

io lesy efa ela no anay fa aleo atao eo fa manjary manjahatra ry tim and co a.

beuuurrk
7. cyril ( 02/12/2010 09:25)
mbola tsy vita zany io bazily a ,

alazako an'i pikatti eo ela fa ampijalio eo ihany ny pokna ato
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.5564