Alika maty

1. sitlo ( 14/12/2010 12:15)
Nisy alika efa 10 taona izany. Efa zokinjokiny ihany raha samy alika. Dia nifanena tamin'ny bibilava misy poizina ilay izy. Dia maty, fa mba matiny kosa ilay bibilava talohan'ny nahafatesany.
Dia nalahelo be ny tompony. Dia gaga aho. Alika be dia be alaina fotsiny ireo ve rangaha. Tsy zara aza ilay izy maty fa efa antitra dia mba maka totosy kely indray?
2. Herimiafina ( 18/01/2011 18:55)
Ka amin'ilay tompony, mety ho mitovy amin'ny zanany lahy matoa ny nandraisany an'iny kanou.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.4409