adiresy mail

1. tslem ( 10/12/2010 09:27)
Manahoana daholo,

Raha mba misy afaka manazava azafady!

Misy mail tonga ao @ boite-ko dia ny mahagaga ahy an! tsy misoratra eo ny adiresiko fa adiresin'ilay nandefa ihany no eo,somary hazavaiko kely:h@ izay hoe nampiasàko ny atao oe mail,dia misy ny oe
de:....@.....org na .fr na .com sns.....dia misoratra eo ambany eo ny oe :
à:adiresiko mazava ho azy.

Fa ity indray mitoraka ity dia mahagaga ahy,
de:rakoto@rakoto.mg ohatra
à:rakoto@rakoto.mg ,io adiresin'ny nandefa azy io ihany fa tsy ahy no miverina eo nefa dia tonga ao @ boite-ko ilay izy.

mety hoe fanontaniana adaladala angamba hoy ny mpahay informatika nefa tena hafahafa amiko @ izaho tsy mahay an'ilay izy.Ka mba misy afaka manazava ny antony mahatonga an'izay ve azafday???

Misaotra.
novalian'i tslem ny 13/12/2010 08:46
2. ni81 ( 12/12/2010 09:37)

tslem:

Tslem> slt ndry! (elabe tsy hita nandalo fa ahoana? Nalahelo izahay sy faha sady niandry) Bises
3. tslem ( 13/12/2010 08:46)

ni81:

ni >>> heveriko fa mba hoe hamaly an'ilay probleme-ko koa ndry,hihihi,kamboko zany fa mba mananihany kely aho fa efa azoko ny mahatonga an'ilay izy.
Miodikodina eto ihany kah!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4188