TIKO MBA ZARAINA

1. stysane ( 24/12/2010 12:25)
o ry zalah a! mbo titsika lehilahy mitsy oa ty resaka manao ty e!
ndrindra mo refa tafaona ny samy bandy ,@ zao akaiky fety zao ; de tsy de misy resaka afa betsaka ; fa ny resaka famonjena trano fandihizana sy ny fanaovana any no tena mibaha toera ! misy aza mo manadino mitsy ny vady ao atrano , ka ny adidy zay tokony ataony @ vadiny de lasa ataony @ vehivavy afa , na @ samy bandy ko aza a!
tsarovy anefa fa tena ilaina tokoa ny manao, saingy natokana ho @ vady zany ra manambady ny lehilahy : ary ho an i sipany kosa ra tsy manambady fa manana sipa iza! ny lehilahy tsy manana ireo kosa de tokony hitady sipa ho azy izy mba afahany manao ianikoa tahaka ny rehatra ! zay ary alo ry lehilahy a! fa de mazoto daholo e! hoy ny lehilahy namanareo iany e!
novalian'i raherigna ny 10/07/2014 13:20
2. 0uioui ( 25/12/2010 00:25)
tena marina zany zoky systane a zay mitsy ko zao no mahatonga anah manao anle antso atsy ho anizay sipa liana amle antso fa efa tena mendy be ah
3. stysane ( 25/12/2010 14:21)
ouioui a! mba afa koso ny fanoratanao ny solonanaranay ato e! stysane re no izy
fa tsy systane! aitsio @ manaraka fa bediko eo enao a!
zay a! ok toi e!
4. 0uioui ( 27/12/2010 10:39)
hay !..marina zany stysane marina le izy ..! azafady zoky fa zah koa no efa miporina ny lohako a !.. be loatra ko mo le aditsaina amle fiainana ka hitako efa misy vita kely mitsy le betroko ato kle ! ok ..! marina zany e
5. raherigna ( 20/01/2011 10:03)
le manao ve tsy azo soloina le teny mazava tsara hoe ,,milely,, hotran'ny teny vazaha reny e!!!

eto mako tsy fatatra marina hoe manao ino???

okay e!!!
6. stysane ( 25/01/2011 15:10)
slt ary lo e! tena azo tenenine tsara le hoe milely ka sady tsisy maharatsy zany ko anie e! isika zao mantsy de tsy nisy ratsy vokatry ny filelena daholo e! ok e!
7. mpisotrtoaka ( 02/07/2014 13:06)
Za lehireto ts mbola mahay milely tsara a ! 22 taona aho izao ! Lava ranjanana saingy ts sahy mikaoty sipa miits dia voatery mimasta !
8. raherigna ( 10/07/2014 13:20)

sao de nisy zavatra nahavoadona anao ary e??? tsara ngeh letsy ny milely e!!! kôtio ny vevavy de refa ts mety iz de mitadiava hafa. tsika lelahy no natao hikôty, refa ts mahazo tsy mahamenatra zany. mztoa elah
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0782