fa jereo tsara fa tgv ihazny no eo 2011 e.
Dia mitomaniza daholo ry be wawawaa isany.
Tgv no mitondra wa ary izy na be mpanakora aza tsy zakan'ny atidohan'la be resakak fotsiny io.
Ilay fika manaraka ho avy eo no tsy hozakan'ialahy isany e.
Ary nankaiza daholo le gtt nofa be mpanakora be zity tao amin'ny ambasady reny ?? efa maty e,,,
be loatra le dinika alefanlah bazily de tsisy voavaly de tonga koa hafa , tonga koa hafa , tonga koa hafa ....mba mpetraha kely ndray alou elah roa andro tsy miditriditra eto mba hamaliana anireo kozinlah rehetra reo !!
nefa merci amlah iany fa ra tsy elah defa maty ty serasera ty tsisy mpanoratra