Tambatamabazana daholo ny mafy loha

1. ouioui ( 31/12/2010 07:35)
Mafy ihany izany te mba ho fantatriny CI izany rabazy o,
Aiza le taim-bava be hoe tsy hiresaka @ olon-kafa afa tsy TGV e, tsy afrikana é, isika tsy mila ny hiny é,
Inona anefa no hitomanin'elah lava isa maraina eto zao rah tsy te hampahalala ny TGV motraka hon hon hon
novalian'i ouioui ny 03/01/2011 11:22
2. ouioui ( 31/12/2010 07:41)
Nen'elah rabazy resaka tsisy fotony lava zao beurrrrkkkk!!!!! , raha tena mafy elah mipoira fa tsy ao ampadriana ao no mitatata sy mivalan-drano lava ao bain a hon hon hon
3. bazylou ( 31/12/2010 20:51)

tssss,
tonga eo aho tsy hita akory izay atao fa lany bala milalao katala eo fotsiny.
TGv wa izao no favy dia akombony ny vava rehefa kely endaka .


beuuurrrk
4. andrywui ( 01/01/2011 17:29)
hin hon hin hon bain a !..totondry tsy mivokona amzao tena maty fika mitsy kle !
elah ony laozanlah milalao katala zany fona ! ..fa inn zany bainn karatra ve sa innn le katala kozin'i bazy anlah io ! mihevera bain fa fanaovana tsinotsinnn ny mahaizy anlah zao
5. ouioui ( 03/01/2011 11:22)
kalata=bazily=andrywui mdr beuuurrrkkk aleo lalaovin'i maman'elah lol
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0485