HO AHY SY OANAO

1. stysane ( 26/12/2010 15:46)
Ry lehilahy nako o! indro misy teny fohy nefa , aza atao mankarary fo anao e!
ra nijery ny resadehilahy ah za manoratra izao de! naita ny evitry ny vehivavy iray! zay milza fa nisy lehilahy nikoty de tsy nety hono izy fa oe efa manambady;
Nanova anarana anefa ilay lehilahy de nikoty iany hono ka tsy nety ianiko izay!
tezitra mafy izy ary nilaza fa tsy amaly intsony hono!
Koa indro mba misy tenikely ry zalaha!
Aza kotina intsony izy refa milaza fa manambady e!
tsy mety mantsy ny mikoty vadinolona e! saingy zany no tena titsika lehilahy e!
Koa zao ry zalah; mitadiava sipa afa , fa lasa io vehivavy iray io no manaratsy antsika lehilahy rehatra eto @ ty fiseraseranantsika ity e!
andao re isika mba ampiseho ny ambopon tsika , fa lehilahy tsara sy endry isika e!
Ka ho lehilahy sahy sy vonona , hitady vehivavy tsara ho antsika fa tsy isisika @ vadinola e!
zay ary alo ry lehilahy fa de mazoto mitsidika ity takelaka natao ho antsika lehilahy ity e!
da mba maneho evitra fa aza manaiky ho ambanin ivehivavy e! isika lehilahy anie no raull ra eo @ ty fitiavana ity e!
zay fa de veloma ndray ary alo e! stysane iany e!

novalian'i lova26 ny 05/04/2012 06:17
2. 0uioui ( 27/12/2010 10:46)
marina zany ry stysane fa hianbareo anie leretsy mba bogosy e ka na tsy hiraharaha an'ireto sipa ato reto aza de nareo leroa efa misy handrian'ny saina a , fa izaho anie leroa ka na voditsobiky aza tsisy manaiky ah e ,de aoana ary ? tsy aleoko ve ireto ato amin'ny serasera ireto iany alo no karakaraiko tsara a , misy fika vaovao itako ndray mba haneken'ireto sipa ireto anah ! he he he
arovako daholo izay sipa misy mananihany na akandry zalahy adala ireny sary ato de alefalefany any amin'ny site hafa any ireny , ka zay tratrako mano sipa an'izany d ataoko mahamay mihitsy ,izay fika zay zao ry stysane no mba nahazahoako anakiray zay satria narovako be tato izy telo na roa volana lasa teo zay , de niraikipo be tamiko izy hatramin'izao ,zay le fikako ,fa mety tsara le izy ka ,hanao fiarovana sipa vaovao ndray ah zao ,fa mbola vao mijerijery an'ireny vehivavy misy manao ankilabao ireny
3. stysane ( 02/01/2011 11:09)
miarahaba any ouioui sy ny piserasera rehetra eto @ ty takelaka ity fa nahatratra ny taona vaovao indray e! de mirary ny soa sy ny tsara ho antsika rehetra e! ouioui a! tsy ilana abogosite ny fitiavana fa ny tsirairay de samy manana ny maha bogosy azy e! koa aza maika fa indray andro any de ho itanao ilay tinao no sady tia anao, ka ifameno tsara ny fitiavanareo ary @ zay enao ndray aza ngamba no ho valaka ka tsy havita afatsy ny indramande monja ao anatin ialina iray ilay tadiavinao
zay ndray ary alo fa de mazoto fona e! stysane!
4. 0uioui ( 03/01/2011 13:03)
non non non ,ndray mande monja ? indray alina ? no no no diso be ianao ry akamako mba mpampahery ahy ato a , raha izao hanoanako be izao de in-efatra ndray mipalaka ! sady faranze aina ,tsy mahalala an'i ouioui marina ianao ry akama a ?
-iza no efa tsy nahafantatra an'izany ny ankabeazan'ireo .....fa aleo tsy tohizzana tsony ry systane sao mihemotra eo ny kil aa ..

mba miangavy anareo izaho ouioui fa efa halohalika ny ranom-bary ee
5. cyril ( 13/01/2011 09:30)
zany ony ry zareo sipa a , mba depozeo zany le valin'ny le demande-ndra-foudre io e
6. lova26 ( 05/04/2012 06:17)
mitsoka ab n sipa ra zan an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3303