Mandalo ny fitondràna faty tarihin'i andry devoly (vata-paty io) dia mody lazaina hoe sambo, efa ho rendrika mantsy, koa izay te hamono tena miaraka aminy dia midira.

1. gasyihany ( 17/01/2011 07:05)
Tenin-jiolahim-boto, izany no azo hilazana azy.
novalian'i laza5700 ny 20/01/2011 00:38
2. laza5700 ( 20/01/2011 00:38)
Mba asio maso ity ry zalah f'aza variana amin'ny fifanomezan-tsiny sy ompaompa na tsindry bokotra madinidinika a! Misy azo ioriranana tsara mihintsy ny voalazan'ity RAMAROLAHIHAINGONIRAINY ANTHONY ity ! Nisy nanamarika teto amin'ny serasera izy ity hoe mba jereo INVITÉ DU ZOMA tamin'ny 23 oktobra 2010 dia nitady aho fa tsy nanenenako na dia nanahirana aza fa tena milay ny voalazan'i leiry. Mba mivoaka ny adihevitra lavareny amin'ny hoe RAVALO sa TGV.

http://tvplusmadagascar.blip.tv/file/4463371/#
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0764