Fa nahoana ny mpifankatia @zao fotoana izao norehefa misy fifamaliana dia matetika ny iray tsy mba manaiky ny fahadisoany na dia izy zao aza no diso?

1. bonne ( 14/01/2011 21:08)
Tena marina zany, fa maro no efa hitako ohatr'zany, ary nday2 aza hitako mitsy ny niandohan'lay ady, fa tena lasa ady goavana lay izy avy eo kle, miafara @ famonoana mintsy, fa sartra be mantsy ny miditra @reny na de fantatra zao aza izay diso, fa mihainohaino eny fotsiny e, fa mampalahelo ny mijery letia ndray2 an
novalian'i labouche ny 26/01/2012 10:10
2. vifahninau ( 14/01/2011 21:58)
Efa nolalovako efa plusieur fois zany ry zareo a, fa mahatsiaro mijaly zany ianao ao antin'ilay izy, fa matetika ny vehivavy foana no tsy maintsy mandefitra @izy ireny, fa n vehivavy mantsy somary malemy2 izay tsy dia mahantanty choc, dia manaiky eny foana indray2, fa za nahita fa @ andro tsy haneken'ny vehivavy dia tena tsy hanaiky tokoa izy. Fa tokony handinika tsara ihany ny andaniny sy ny ankilany fa indray2 izy ireny mihitatra be an
3. Aynah ( 15/01/2011 22:41)
Marina zany, fa tsy voatery hoe vehivavy anefa no be drikina, fa misy koa lehilahy! Fa efa tratra toy izany za, fa ny mampanao azy an'izany matetika dia miala wen izy, dia mody mihizingizina hatramy farany amin'ny hadisoany na dia efa hita izao aza fa tsy mety ny ataony sy teneniny! Dia misy koa mody manao torana le vehivavy, cas efa hitako io, mba entina milaza fa tena hoe marina hono izy, dia ny atao dia hoe izay mangina volamena dia mandefitra manana ny rariny eo aloha e! Fa sarotra be ny miditra amin'ireny satria zareo aveo hiaraka ihany dia ianao no nidikiditra fahatany teo!
4. mirananirina ( 18/01/2011 10:08)
Mahagaga tokoa fa matetika mihitsy ny olona no tsy manaiky diso mihitsy na de hita fa diso tanteraka aza,na lahy na vavy. Rehefa diso dia mahalala mifona dia vita
5. andrywui ( 18/01/2011 11:33)
mifona? ..lol
6. Herimiafina ( 18/01/2011 18:07)
Resaka fitaizana io, tamin'izy mbola kely dia mba nanandrana niaiky diso tonga dia voadaroka be, dia nisy fiatraikany tany amin'ny fisainany rehetra taty aoriana.

Tsy fitiavana ihany fa any ampiasana io dia hita bobaka be amin'ny tany mikapo-jaza, sy mitaiza zaza amin'ny halalan'ny fandatsana sy ny sazy mahery vaika.

Rehefa mba manao faute professionnel kely ry takaka dia atsipy any amin'ny akama sasany na miala paha. Ny tratra ambodiomby aza moa dia tena mandà mafy mihintsy.
Voan'ny complexe mantsy ny tena marina noho ny fanambaniana azo hatramin'izay, dia lasa manao compensation foan ahoe "izaho no mafy be indrindra, izaho no mahay indrindra".

Hoy ilay rasipa izay: "l'économiste ne connaît pas l'erreur".
De novaliako hoe: "moi je la connais, c'est pour mieux l'éviter". LOL
7. vifahninau ( 18/01/2011 22:13)
Fa raha vao resaka fitiavana dia io indray reto oul roa reto fa mifanaraka, Mirananiriana sy Andrywui, fa za vao zao vao tato fa mijery film no nataoko talou, fa itako tato zany, hadalan'ny jiolamboto sy ny ramatoa efa manambady, be de be nohitako tato, fa mitandrema ry vevavy surtout manambady e, tsetsa2 kely io fa tsy ilay dinika akoryy a
8. andrywui ( 20/01/2011 11:01)
salut bainnn !! elaela ndray a !...
milay kosa ps vao2 nlah ty a

mirana lrsy akama hatram talou a
nenlah resaka maimbo no be
aza mirara anzany mirana

9. vifahninau ( 20/01/2011 15:58)
Itanao zany?io iAndrywui fa mampahery andramatoa io ndray, fa io Andrywui io ny fahitako azy mody manao vazaha mody miady @le Ramatoa, fa talou alou reo efa nisy accord be e, fa itako @zao i Andry mitady hamerina mora2 azy zany, ato oa ry reto de resaka alika mitsy ndray2 a, fa ty fitiavana ty mampidelira oul maro an, aza mba tratrany ihanny, fa mahaiza miaina tsara raha mbola tsy voa ry zareo a
10. sylvaine ( 20/01/2011 21:33)
magaga ireto fomba fanoratsa i vifahninau sy andrywui
alou
tsetsa2.vao2.mora2..zareo a..ndray2.. a..talou a..
11. Aynah ( 22/01/2011 15:32)
Sylvaine>>> eny aky e! hihihhi
sylvaine:

magaga ireto fomba fanoratsa i vifahninau sy andrywui
alou
tsetsa2.vao2.mora2..zareo a..ndray2.. a..talou a..
12. ledala ( 22/01/2011 18:10)
Aynah:

Sylvaine>>> eny aky e! hihihhi
sylvaine:

magaga ireto fomba fanoratsa i vifahninau sy andrywui
alou
tsetsa2.vao2.mora2..zareo a..ndray2.. a..talou a..


tsy hita fa zao anie efa betsaka ny tsy mahay manoratra teny malagasy eh, sady misy ny someso afohezina rahateo
13. sylvaine ( 23/01/2011 11:32)
ka mazav zany fa oul 1 iany reo de vitanao ve manaratsy tena oe jiolahimboto anaratsina ny oul afa :)
14. annuella ( 23/01/2011 15:38)
za miitsy no efa niaina izany,ny tena marina le olona manampitiavana sy ny maniry ho tia no miezaka mandefita fona na de tsy izy ary no diso,izay no mahatonga ilay hoe ny vehivavy no matetika mandefitra,fa ny vehivavy tsy de tia le misaraka,raha tsy oe efa misy antenainy na tsy tiany le olona de vonona ny hisaraka izy,fa izao ry retoa,misy farany io fandeferana io,ivavahana mba tsy hanampahatamperana ane zany fandeferana izany fa de be ny mpifankatia ho lasa mpifahavalo
15. sylvaine ( 24/01/2011 06:44)
Soso-kevitra

Aza variana @ io wiwi io ianao ry cartina , bandy ratsy loha be io, ampiresahiny @ ps hafa any ianao dia haratsiany eran'izao olona rehetra izao piran'ny mpanao resa-behivavy io bandy io, tsy bandy moa izany fa mpanao toetra-bavy, hanontanio anie raha manana namana vhv ianao e, fa lazaiko anao ami-pahatsorana fa tsy mitombina io wiwi io
16. Aynah ( 26/01/2011 10:24)
Marina dia marina ny teninao! Tena manampahataperana ny fandeferana ary tsy hoe vehivavy ihany no mandefitra sy mety ho kivy fa ny lehilahy koa, tsy misy anjely eto an-tany, tsy misy ny tonga lafatra, nefa mitombina koa ny hoe lasa mpifahavalo ny mpifankatia! Za miaina an'izany amizao fotoana izao, olona tena tiako, tena notiaviko, ary mbola ato am-poko sy ato an-tsaiko hatrizao, isa-minitra, isan-tsengondra, isaky ny fikimpin'ny volomasoko ireo, nefa lasa fahavaloko fotsiny izao amin'ny tsy ahoana tsy ahoana. Izy tsy maninona ahy an, fa za fotsiny no tsy te-hierika azy intsony na dia mbola tiako aza izy noho ny fandeferako be loatra notsinontsinoaviny.... Za karazan'ilay tsy tia misaraka fa mandefitra foana, fa rehefa trop kosa mikisaka moramora a, dia any dia tsy hita, fa rehefa mifankahita dia mandositra a na mbola tena tia aza.... Mampijaly tena angamba, tsy haiko... Aleoko fotsiny tsisy...
annuella:

za miitsy no efa niaina izany,ny tena marina le olona manampitiavana sy ny maniry ho tia no miezaka mandefita fona na de tsy izy ary no diso,izay no mahatonga ilay hoe ny vehivavy no matetika mandefitra,fa ny vehivavy tsy de tia le misaraka,raha tsy oe efa misy antenainy na tsy tiany le olona de vonona ny hisaraka izy,fa izao ry retoa,misy farany io fandeferana io,ivavahana mba tsy hanampahatamperana ane zany fandeferana izany fa de be ny mpifankatia ho lasa mpifahavalo
17. vifahninau ( 26/01/2011 12:13)
Hono oa ry Aynah, tsy nanao n'inn2 anao ve izy de halanao sy tsy tinao ho hita tsony? Lazaiko anao fa refa tia enao hadinonao zay zvtr tsy nety nataony ankoatran izay tena mafy indrindra, ny ahy ny manitsakitsaka ahy ihany no tsy zakako,fa ankoatr'zay azoko leferina ihany, fa indray2 koa izy io a, arakaraky ny hiadivana no vao maika manamafy ny fifankatiavana , fa matetika ny vevavy fona no tsy mahafoy fa ny tsy mirarah na mody tsy mirarah zany fa ny ao anatiny malaelo ihany izy, zay angamba ny atao hoe lelahy?
18. annuella ( 27/01/2011 16:16)
tena tsy eo aminao marina le toerana de hainao ny manamaivana azy,tsy maniry anao ny ho tojo izany za fa ratsy be le izy fa araraoty fotsiny ny fotoana raha mbola mifankatia
vifahninau:

Hono oa ry Aynah, tsy nanao n'inn2 anao ve izy de halanao sy tsy tinao ho hita tsony? Lazaiko anao fa refa tia enao hadinonao zay zvtr tsy nety nataony ankoatran izay tena mafy indrindra, ny ahy ny manitsakitsaka ahy ihany no tsy zakako,fa ankoatr'zay azoko leferina ihany, fa indray2 koa izy io a, arakaraky ny hiadivana no vao maika manamafy ny fifankatiavana , fa matetika ny vevavy fona no tsy mahafoy fa ny tsy mirarah na mody tsy mirarah zany fa ny ao anatiny malaelo ihany izy, zay angamba ny atao hoe lelahy?
19. vifahninau ( 02/02/2011 15:41)
Fa aona moa no lazainao hoe tsy amiko lay zvtr de mahay miteny, fa tsy azoko angamba ny tinao lazaina ry annuella, fa raha azoko de misy zavatra tsy zakanao nataony matoa tsy te-hifankahita intsony, sinon hazavao tsara ary azfd fa tena tsy mazava amiko lay izy, aona moa no hifandrafy fotsiny raha tsy misy antony?
20. sopran ( 04/02/2011 06:50)
WOW, tena nanaitra anah le sujet.Za lou band fa miala tsin za ra hiten we raha sam tena tia ny coupl d ts maints misy marmaritra iraisana foana.Sad raha ny fijeriko az aloud miankina @ fitondrana an'le fiarahana hatr@ voalohan ihan io.raha n ana manokana zao d we rehef mifankatia de mahay mifampihaino alou, avy eo mifanome ar bazena @ na principe le iz.Ny anay zao de hoe ts misaraka mints peu importe ze mitranga eo, ar @zay samy conscient ny risque raisiny ny tsirairay fa ts taitaitra fotsn.Sad matou mis n conflit d ts maints mis n diso fa we ahatsapa tena ve le diso sa mila abordena kely na ...ts haiko.Zay lou n ana e























[URL=http://www.freedownloadgames.name/ ]online games[/URL], [URL=http://www.savetubevideo.com/ ]youtube[/URL]























[URL=http://www.i-watch-movies-online.com/ ]movies online[/URL], [URL=http://www.savetubevideo.com/ ]youtube[/URL]
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0568