Fa nahoana ny mpifankatia @zao fotoana izao norehefa misy fifamaliana dia matetika ny iray tsy mba manaiky ny fahadisoany na dia izy zao aza no diso?

21. labouche ( 26/01/2012 10:10)
tena marina zany!ary itako eo @ fiainako.ny lehilahy no tena tsy manaiky diso eo @ lafiny rehetra ary indraindray mamono mihtsy rehefa hitany fatsy mifanaraka @eritreriny.

Mazana ny vehivavy foana no mandefitra voalohany ary vao maika mapidingindrambo andralehilahy izany dia avy @zay izy aminy teny mandratra ka na histoire efa mivalonaza mbola fohazina indray.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0578