mazava tsara izao
1. bazylou
(
15/01/2011 22:32)
fa tsy mila izao ranondranony any ivelany izao ny gasy vao mhita azavatra.
Ary nasehon'ny tgv anio , tamin'ny fanodrotanay ny karaman panjakana ho 10% be izao ary 25% nho an'izay mpiasa mandray karam akely indrindra fa misy fona nay saosy na ao nazaha na tsy ao.
vevi tgv,

novalian'i kakafotra ny 31/01/2011 06:15
2. kakafotra
(
18/01/2011 09:11)
hahahaha dia mapme be loatra ilay hoe 10% be zao !! inona ny vitan'izany ee!!
miakatra 10% oun ny karama ny mpiasam-panjakana dia nefa ny vidim-bary efa foviana no niakatra firy % nefa hoe foto-tsakafo ny gasy dia be zao zany oun zany 10% zany !!
iee!!! dia ny tgv anareo no mizesita hoe nampiakatr 10% be zao dia nefa ny efa nataon'ny hafa ihany no mody tohizana!! hahahahahaahahah

3. nannie
(
20/01/2011 05:38)
Ieeeuh, vive TGV fa nanova ny toe-tsain'ny gasy ho lasa pilleurs sy mpanondrotra vidin'entana isaky ny taom-baovao, na miakatra karama na tsy miakatra ! d zao miakatra 10% sy 25% hono ny karama, nefa ny vidim-piainana efa nisondrotra andro vitsi2 talohan'izay, dia vao maika koa niakatra fanindroany indray ny vidin-javatra (lafarinina), manaraka an'izay ny vidin'ny zavatra hafa mbola tsy nisondrotra, ieuuuuh ! vive TGV an ! Andao isika hivarotra daholo na hanao grossistes daholo d am zay ngamba tafita euh ?! lol. D av eo sika mianakav miara-mitaraina am télé hoe tsy mandeuh n tsena pouah !
kakafotra:

4. xhavier
(
21/01/2011 08:36)
Marina tokoa ry bazylou sady tsy misy fanjakana nahavita an'izany (vita ny lapan'ny tanana, ny logement universitaire, ny tsena mora, manomboka zao ny hopitaly sy ny sisa tsy voatanisa e!) fa saingy tsy mbola nisy nahavita ihany koa ny vdim-pianana amin'izao fotoana izao tamin'izao ihany koa no nahitana mpanao affaire be indrindra mpanao risoriso be indrindra hatrany ambony any io an!, insécurité be indrindra, mahantra be indrindra,gaboraraka be indrindra, sy ny sisa tsy voatanisa
nannie:
Ieeeuh, vive TGV fa nanova ny toe-tsain'ny gasy ho lasa pilleurs sy mpanondrotra vidin'entana isaky ny taom-baovao, na miakatra karama na tsy miakatra ! d zao miakatra 10% sy 25% hono ny karama, nefa ny vidim-piainana efa nisondrotra andro vitsi2 talohan'izay, dia vao maika koa niakatra fanindroany indray ny vidin-javatra (lafarinina), manaraka an'izay ny vidin'ny zavatra hafa mbola tsy nisondrotra, ieuuuuh ! vive TGV an ! Andao isika hivarotra daholo na hanao grossistes daholo d am zay ngamba tafita euh ?! lol. D av eo sika mianakav miara-mitaraina am télé hoe tsy mandeuh n tsena pouah !
kakafotra:
hahahaha dia mapme be loatra ilay hoe 10% be zao !! inona ny vitan'izany ee!!
miakatra 10% oun ny karama ny mpiasam-panjakana dia nefa ny vidim-bary efa foviana no niakatra firy % nefa hoe foto-tsakafo ny gasy dia be zao zany oun zany 10% zany !!
iee!!! dia ny tgv anareo no mizesita hoe nampiakatr 10% be zao dia nefa ny efa nataon'ny hafa ihany no mody tohizana!! hahahahahaahahah
5. bazylou
(
23/01/2011 01:16)
rehefa tsy faly wa dia midir aary aza be wawawa ohatrandry tim sy ny movasy lany vatsy,
midir a rah amafy be sy milay noho i tgv e, dia midira hiady ary raha sahy
beuurrkr

6. nannie
(
24/01/2011 07:49)
... fa tsara kosa aloha ilay Lapan'ny tanàna e !
bazylou:
rehefa tsy faly wa dia midir aary aza be wawawa ohatrandry tim sy ny movasy lany vatsy,
midir a rah amafy be sy milay noho i tgv e, dia midira hiady ary raha sahy
beuurrkr
7. xhavier
(
25/01/2011 10:33)
Aza tezitra re ry hanona fa mahazaka matoa manao ary izay sandry zay foana ve no avoaka rehefa tsy mahazaka vava e? Resy no dikan'izay ry hanona a!zahay anie manana sandry fa aleo ny anay ampiasainay amin'ny zavatra tsara fa tsy didin'ny be sandry eh! Fa nahazo hoatrinona aloha i hanona fa toa tsy hitako ao anatin'ilay lisitra navoakan'i Charles ? sa mitovy amin'i Richard baomba tsy nahazo afa tsy grady de nangina
8. kakafotra
(
31/01/2011 06:15)
hahahahhah!!! k'inn ary no maha foza ny foza raha tsy ny sandriny ee!!! efa nahita crabe daolo ve nareo eee???
hahahhhahahhaha
hahahhhahahhaha
xhavier: