Liste des messages
Liste de tous les messages, par ordre de date
zigzag
(
24/01/2011 09:12)
ela ela tsy teto fa toa MAITA LOZOTRA a to klé
FOUR LOZOTRA sady jiolahy...
suite
répondu par 3188 le 24/01/2011 15:50
bazylou
(
23/01/2011 21:29)
tsy hovitan'ny gasy
mihitsy no mipoaka be ohatr'ireny an ytunisie io satria sady tsy manana hazon damosina ny gasy no mora lambolambosana amin'ny fihavanana sy patati patata ary ny wawawa fotsiny.
beuuuurrrrk...
suite
répondu par bazylou le 29/01/2011 19:02
raherigna
(
23/01/2011 10:53)
vazo
salama daholo e!!
mba mangataka lien de téléchargement hira gasy akoatry ny youtube et daylymotion azafady ô!
na outil de download koa mety e!...
suite
bazylou
(
23/01/2011 01:14)
rehefa tsy nahazo seza
sy resy ny ekipanao dia mipetraha fa tsy misy ilana azy.
atao daholo ny fika rehetra fa tsy nisy namely e.
beuuurrrk
vive tgv...
suite
répondu par cyril le 25/01/2011 11:32
natiora
(
22/01/2011 16:33)
RADIO
ahoana ny fomba fihainona mafm, na rdj en ligne ho any zay mahay azafady
misaotra mialoha...
suite
répondu par raherigna le 27/05/2011 13:18
vatofototra
(
22/01/2011 13:26)
TELECHARGER Aveux Col Charles 07 jan 2011 - Chronologie Coup d'Etat journal du 14 janvier 2011 - De la prison de force de Tsiafahy
TELECHARGER Aveux Col Charles 07 jan 2011 - Chronologie Coup d'Etat journal du 14 janvier 2011 - De la prison de force de Tsiafahy
- TELECHARGER Aveux Col Charles 07 jan 2011 - Chronologie Coup d'E...
suite
répondu par xhavier le 25/01/2011 08:34
ydifas
(
22/01/2011 09:14)
Mitsangà na
Ny fahasoavana omban'ny fiadanan'i Kristy anie hanenika antsika rehetra.
Hoy Izy amintsika: [i]"Mitsangàna, mihazavà, fa tonga ny fahazavanao, ary ny voninahitr'i Jehovah efa miposaka aminao. Fa, i...
suite
répondu par vonynive le 25/01/2011 09:26
laza5700
(
21/01/2011 18:50)
MISY MANANA LIENS MAHAKASIKA IZAY INTERVENTIONS REHETRA NATAON'Atoa RAMAROLAHIHAINGONIRAINY ANTHONY VE?
Angatahiko an-tanan-droa izay mba manana vidéos na lahatsoratra hafa momba izay loha-hevitra sy famakafakàna nataon'io olona io mba hizara izany fa izay sendra hitako aloha dia tena mafonja daholo. ...
suite
répondu par raherigna le 23/01/2011 10:51
laza5700
(
21/01/2011 18:49)
NDRAO DIA MBA MISY MAHALALA MISIMISY KOKOA MOMBA IZAY LAHATSORATRA NA VIDÉOS SNS MAHAKASIKA NY INTERVENTIONS REHETRA NATAON' Atoa RAMAROLAHIHAINGONIRAINY ANTHONY
Angatahiko an-tanan-droa izay mba manana vidéos na lahatsoratra hafa momba izay loha-hevitra sy famakafakàna nataon'io olona io mba hizara izany fa izay sendra hitako aloha dia tena mafonja daholo. ...
suite
laza5700
(
21/01/2011 18:47)
SAO SENDRA MISY MAHALALA MISIMISY KOKOA NY LAHATSORATRA NA VIDÉO MAHAKASIKA IZAY INTERVENTION REHETRA NATAON'Atoa RAMAROLAHIHAINGONIRAINY ANTHONY .
Angatahiko an-tanan-droa izay mba manana vidéos na lahatsoratra hafa momba izay loha-hevitra sy famakafakàna nataon'io olona io mba hizara izany fa izay sendra hitako aloha dia tena mafonja daholo. ...
suite
gasyihany
(
21/01/2011 12:17)
Ampihorohorona ny mpitsara ao Anosy amin'izao fotoana izao ny amin'ny fitoriana nataon'dRavalomanana, ny lalà na dia lalà na velona avy amin'ny vahoaka anjaranareo ny mampibaribary izany.
Nanao fianihanana hianareo mpitsara....
suite
répondu par laza5700 le 21/01/2011 17:56
gasyihany
(
21/01/2011 12:07)
Ka hisambotra an'i andry lehiben'ny jiolahy mpanongam-panjakana amin'izay ve i risara bomba sa tsia ?
Aiza izao no hametrahana an'i andry ? ...
suite
répondu par bazylou le 23/01/2011 01:43
gasyihany
(
21/01/2011 12:02)
Ka mbola hampirisika ny TIM izay tarihiny hifandinika amin'ny mpitondra faty ihany ve izany Ravalomanana sa tsia ? Efa aty amin'ny vahoaka matsy izao ny raharaha amin'izao fotoana izao.
Ny fitoriana izay nataon'dRavalomanana mantsy tsy amin'ny anarany manokana, fa amin'ny maha filoham-pirenena azy, fahefam-bahoaka izany. Ny mbola fanohizana ny fifampidinihina amin'ny fitondràna faty...
suite
gasyihany
(
21/01/2011 11:55)
Satria nivoaka ny marina, nitory Ravalomanana, dia foana ny tetezamita hiaraha-mitantana izany, tsy misy intsony ny fifampiraharahana, valim-pitsarà na izao no andrasana.fa raha manaiky izany i Ravalomanana dia anisan'ny mpamadika Tanindrazana ihany koa.
Tsy misy fototra hijoroany intsony izany tetezamita hiara-mitantana amin'ny mpanongam-panajakana izany...
suite
répondu par bazylou le 23/01/2011 01:44
gasyihany
(
21/01/2011 07:43)
Tokony handray fe-petra haingana ny fitsarà na, atao haingana ny famotorana ireo nahavanon-doza, averina ny fitondrà na ara-dalà na izay tsy mbola lany fe-potoana dia miverina ny zon'ny vahoaka malagasy, kely sisa rendrika ny sambo
Mazava izany fa tsy maintsy esorina haingana teo i andry devoly, ary tazonina amin'ny toerana manokana mandra-paha vita tanteraka ny famotorana rehetra, ny HCC dia foanana ihany koa, tsy ara-dalàna d...
suite
répondu par laza5700 le 21/01/2011 18:09
AndriambyII
(
21/01/2011 00:00)
Frity kadradraka
2 taona izay dia nanao vacs tany thailand ah ,niaraka t@ mpiara-miasa moa dia tsy maintsy mba nanaraka ny protocoles touristiques .
T@ io no nanandramako ity Frite kadradraka ity voalohany .Ny antony ...
suite
répondu par Fox40 le 16/03/2011 12:05
laza5700
(
20/01/2011 00:34)
LALAMPANORENANA -PROJET DE SOCIÉTÉ
Mba asio maso ity ry zalah a! Misy azo ioriranana tsara mihintsy ny voalazan'ity RAMAROLAHIHAINGONIRAINY ANTHONY ity ! Nisy nanamarika teto amin'ny serasera izy ity hoe mba jereo INVITÉ DU ZOMA tamin...
suite
laza5700
(
20/01/2011 00:17)
Lalam-panorenana sy projet de société
Milay ny resak'ity RAMAROLAHIHAINGONIRAINY ANTHONY ity: http://tvplusmadagascar.blip.tv/file/4463371/# (kliké-o). Nisy nanamarika tato amin'ny serasera izy ity indray andro hoe mba jereo ny intervent...
suite
3188
(
18/01/2011 20:24)
tsy azoko mihintsy hoe aona
nisy sipa iray izay niaraka t@ko,nisaraka anefa izahay ,efa ho 1 volana mahery teo angamba.ary izy efa niaraka t@ bandy hafa.sendra nifanena anefa izahay omaly maraina...dia nandeha ny resaka,dia note...
suite
répondu par labouche le 26/01/2012 09:51
Herimiafina
(
18/01/2011 17:49)
Voninkazo mitarika (Trailing)!
Miarahaba!
Sao mba misy mahita masomboly na zanaka voninkazo mandady, mianjera na mitarika toy ny: mexican Ivy, German Ivy, English Ivy, Boston Ivy, lamium, lobelia, Scaevola, fa tena ilaina mafy aloh...
suite
répondu par soanja le 26/02/2011 05:28
