Milay ny resak'ity RAMAROLAHIHAINGONIRAINY ANTHONY ity: http://tvplusmadagascar.blip.tv/file/4463371/# (kliké-o). Nisy nanamarika tato amin'ny serasera izy ity indray andro hoe mba jereo ny intervention-ny tao amin'ny TV PLUS tamin'ny 23 octobre 2010 teo alohakelin'ny référendum. Maromaro zahay no nitady fa zao vao nahita refa nanao fangatahana manokana tany amin'ny TV PLUS ary rehefa nijery tokoa dia tena liana. Manasa ny rehetra mba hihaino sy hijery ny famakafakan'ny avarampianarana toa an'itony.