Voninkazo mitarika (Trailing)!

1. Herimiafina ( 18/01/2011 17:49)
Miarahaba!
Sao mba misy mahita masomboly na zanaka voninkazo mandady, mianjera na mitarika toy ny: mexican Ivy, German Ivy, English Ivy, Boston Ivy, lamium, lobelia, Scaevola, fa tena ilaina mafy alohan'ny hahatongavan'ity ririnina ity?
Aty Dago io, hanaovana demo.
Biz be daholo!
novalian'i soanja ny 26/02/2011 05:28
2. soanja ( 26/02/2011 05:28)
ka raha ireo no sanatria lasa hanjaka ny tontolo iainantsika any tsy ho loza. be mantsy izay karazan-javamaniry nampidirina tany izay fa dia be ny manimba ny teratany amin'izao.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2023 - page load 0.2872