tsy hovitan'ny gasy
1. bazylou
(
23/01/2011 21:29)
mihitsy no mipoaka be ohatr'ireny an ytunisie io satria sady tsy manana hazon damosina ny gasy no mora lambolambosana amin'ny fihavanana sy patati patata ary ny wawawa fotsiny.
beuuuurrrrk
beuuuurrrrk
novalian'i bazylou ny 29/01/2011 19:02
3. 3188
(
24/01/2011 16:00)
bazylou:nareo mpanohana ny faty no tsy misy azon-damosina sy mora lambolamboina fa tsy ny malagasy rehetra fa diso be toi .miteny radomelina hoe ;ohano ny taiko de mihinana kou ry vendrana mianakavy.
mihitsy no mipoaka be ohatr'ireny an ytunisie io satria sady tsy manana hazon damosina ny gasy no mora lambolambosana amin'ny fihavanana sy patati patata ary ny wawawa fotsiny.
beuuuurrrrk
4. bazylou
(
24/01/2011 23:08)
nyanareo aza no loza kooo, lasa nilefa nifanenjehan'ny interpol amin'ny rongony sy ny trafika be igagana atsy rsa.
Tsy aleo tgv eo an tanana manome 10 millions ny tanora 20 manana projet fananganna aorinasa.
To aizay olona maty hozatra lany bala ary no imatimatesana nefa tsy omeny vary 1 kapoka akory ianareo.
Ry fetison aza atsy ampigadrana tsy nana fety koooo;
loooll
beuuurrrk

5. 3188
(
29/01/2011 17:28)
10 millions,mdr..... sao dia mba manofy ary toi ty.ny projet ataon'ny tanora zao ,mamaky trano sy mangarim-paosy.manolana vehivavy.sns
6. bazylou
(
29/01/2011 19:02)
mba mamakia gazety sy mijereva matv wa ry3188 fa tsy eto amin'ny serasera foana,
andefasako gazety ve toi e
beuuurrrkk
andefasako gazety ve toi e
beuuurrrkk