tsy hovitan'ny gasy

1. bazylou ( 23/01/2011 21:29)
mihitsy no mipoaka be ohatr'ireny an ytunisie io satria sady tsy manana hazon damosina ny gasy no mora lambolambosana amin'ny fihavanana sy patati patata ary ny wawawa fotsiny.

beuuuurrrrk
novalian'i bazylou ny 29/01/2011 19:02
2. cyril ( 24/01/2011 14:11)
BAZYLOU homme de l'Annee tato amin'ny serasera 2011



klap klap klap klap !.....
3. 3188 ( 24/01/2011 16:00)

bazylou:

mihitsy no mipoaka be ohatr'ireny an ytunisie io satria sady tsy manana hazon damosina ny gasy no mora lambolambosana amin'ny fihavanana sy patati patata ary ny wawawa fotsiny.

beuuuurrrrk
nareo mpanohana ny faty no tsy misy azon-damosina sy mora lambolamboina fa tsy ny malagasy rehetra fa diso be toi .miteny radomelina hoe ;ohano ny taiko de mihinana kou ry vendrana mianakavy.
4. bazylou ( 24/01/2011 23:08)
nyanareo aza no loza kooo, lasa nilefa nifanenjehan'ny interpol amin'ny rongony sy ny trafika be igagana atsy rsa.
Tsy aleo tgv eo an tanana manome 10 millions ny tanora 20 manana projet fananganna aorinasa.
To aizay olona maty hozatra lany bala ary no imatimatesana nefa tsy omeny vary 1 kapoka akory ianareo.

Ry fetison aza atsy ampigadrana tsy nana fety koooo;

loooll

beuuurrrk
5. 3188 ( 29/01/2011 17:28)
10 millions,mdr..... sao dia mba manofy ary toi ty.ny projet ataon'ny tanora zao ,mamaky trano sy mangarim-paosy.manolana vehivavy.sns
6. bazylou ( 29/01/2011 19:02)
mba mamakia gazety sy mijereva matv wa ry3188 fa tsy eto amin'ny serasera foana,
andefasako gazety ve toi e

beuuurrrkk
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.8357