Ireto milaza za ho manna afahaiozana sy diplaoma tsy mivaky aloha ity g asy akory ;
le dondrona sy mpitary posy isany saosy ihany no ady eo dia maneno indray le be diplaoma avy eo.
Mba avoahy hoe iza no tsara atao prezda sy sahy hanao prezda?????
Fa inona moa no mbola anontanianao an'izany f'angaha tsy efa hoe Andry TGV no atao eo tsy efa io ve no malaza hanova sy ampandroso an'ity Madagascar mamintsika ty efa nanomboka izy nano ny lapan'ny tanana , io zao efa napetraka ny vato fehizoron'ny hoptaly manarapenitra sy ny terrain de foot synthétique any Ambato sy Toliary, ny RN44, ny tsena mora efa niverina ny vidim-piainana efa mandroso tsara ny insécurité efa milamina tsara daholo efa azo handehanana tsara amin'ny alina afaka matory am-pilaminana tsara sy ny sisa ka inona indray no tadiavina zay rehtra nolazainy sy nampanateniany tanteraka avokoa. Milay io Boy kely io kanefa vao roa taona monja zay ka tsy aleo ve izy eo mandrakizay e!
bazylou:
hitondra sy ampandroso ny gasy e??
iza?