Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i fyfitia, milahatra araka ny daty
fyfitia ( 14/02/2011 08:14)
VARY ANTANETY
Mila hevitra momba ny vary antanety! Fambolena azy, ahazoana tombotsoa ve,rha miohatrany vary antanimbary? Impiry isantaona no afaka maboly vary an-tanety? Misaotra mialoha @ tolokevitra e!... tohiny
novalian'i soanja ny 15/02/2011 23:48
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0318