VARY AN-TANETY

1. kotoarison ( 15/02/2011 06:58)
Mba mila torohevitra nomba ny fambolena vary an-tanety e! Mba ahazoana rendement ve izy io, raha miohatra @ vary an-tanimbary? De impiry isan-taona no afaka mamboly vary an-tanety? Misaotra mialoha noho ny toro-hevitra e!
novalian'i milamm ny 02/03/2011 16:55
2. milamm ( 02/03/2011 16:55)
efa nisy niresaka an'io tany @ lohahevitra sasany ary misy torohevitra tsara tao, ty le rsi ty zao no malaza @ faritra mbola manodidina Tana sady azo atao antanety no antanimbary mitombo 6 avo heny ny vokatra azo @ masomboly ampiasaina no tsy mampiasa rano be kokoa, zezika organika ihany
://www.youtube.com/watch?v=P0UYXNuhpuM&feature=related
na koa
http://www.youtube.com/watch?v=JqcgmjYtcDA&feature=related
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2614