The Client list

1. soanja ( 08/02/2011 19:52)
Efa nisy nahita ve io sarimihetsika io? mba tsara ve? misaotra mialoha.
novalian'i soanja ny 10/02/2011 13:45
2. soanja ( 10/02/2011 13:45)
Efa nijery ilay izy ihany aho. Tsara sy mampisaintsaina tokoa ho an'izay liana. misaotra.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4111