Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
soanja ( 28/02/2011 14:00)
Mba tsy afako loatra....
Jereo kely anie ity asa sarimihetsika momban'i Madagasikara ity. Moa va tsy tena mahalasa fisainana mihitsy ny fampivoitra'ny tena zavamisy, ny kalitao, ny fahaiza- mandrobaka ny fokely malahelo ilay ... tohiny
novalian'i soanja ny 01/03/2011 22:12
RUZ9 ( 28/02/2011 13:45)
FANAHY NO OLONA REGLE DE CONDUITE POUR LA SORTIE DES CRISES
an’izay heveriny ho mety avokoa ny tsirairay eo anatrehan’izany. Misy ny miezaka hamaha ny olana, misy miezaka hifikitra @ saza fotsiny noho ny tombontsoan’ny tenany manokana ary samy manao soro... tohiny
novalian'i milamm ny 03/03/2011 02:43
AndriambyII ( 28/02/2011 10:40)
Misy olona tena tsy avotra mihintsy éé !!
Jereo kely ny zavatra lazain' ny sasany tao @ M/car tribune . Dicton de Tonton Georges : « si l’on se sent visé, c’est que l’on est concerné. Néanmoins, il ne faut pas confondre «con-ce... tohiny
bazylou ( 27/02/2011 13:29)
rehefa inona
rhf inn kay vô vonona ho faty ny gasy ? ny arabo zao dia mazava fa vonona ho faty am : - resaka finoana sy fahafahana !!! ny antsika, inona ?????? ... tohiny
novalian'i andry08 ny 07/03/2011 14:08
niryna ( 27/02/2011 06:53)
Ny maso solon''ny maso
Fahiny raha misy olona mandratra anao dia ratranao toa izany koa izy: manala ny nifinao izy,dia esorinao koa ny nifiny: Vita hatreo tsy misy tohiny intsony Fa nahoana tokoa re e Raha mijery ireto te... tohiny
novalian'i niryna ny 19/03/2011 04:26
majesty ( 26/02/2011 08:15)
gasikara ho an' iza marina !
nafàna an, natao nanakoako eran'ny tanàna ilay hoe Madagasikara ho an'i Kristy taona vitsivitsy izay fa nankaiza ny niafàrany, nisy aza moa tanàna iray mihitsy teto Antananarivo no nivoy an'io fan... tohiny
novalian'i vonynive ny 10/03/2011 08:30
majesty ( 26/02/2011 07:59)
Fiainantsika izany !
Hanao topi-maso kely ny fiaraha-monina aho androany, ry Jean Marc mivady vao noraisina ho mpandray herinandro vitsivitsy izay, arahabaina nahazo fahasoavana hoy ny sasany, mahareta hatramin'ny farany ... tohiny
novalian'i bor2lais ny 08/03/2011 11:17
soanja ( 26/02/2011 05:25)
Malagasy voatazon'ny piraty tany andranomasina
Mba misy miahy koa ve ireo malagasy 4 sa 5 mbola voagejan'ireo somalianina piraty??? ... tohiny
novalian'i soanja ny 28/02/2011 14:28
soanja ( 26/02/2011 05:20)
voankazo vaovao- peppadew
Misy an'ity voankazo ity ve any Madagasikara? Hita any afrika atsimo hono izy io. http://en.wikipedia.org/wiki/Peppadew Mamy masiaka ny tsirony. lavaka no ao ampovoany ary mena ny lokony rehefa ma... tohiny
novalian'i booboo ny 06/04/2011 13:36
AndriambyII ( 25/02/2011 21:24)
Bazylou !!Ny momba an' i Jean claude Rakotoharilalao .
Raha tsy nisy i AndriambyII tsy afaka tany izy .AndriambyII isaorana raha te hahazo voninahitra kely ianao fa tsy ny HAT mihintsy .C' est mon domaine de jouer aux heros mon coco !Et je tiens à ce qu'... tohiny
bazylou ( 25/02/2011 20:00)
Narisoa Rajaonarivony tao am tv+
Tsara ilay prestation an'i Narisoa mazava sady mora takatra na dia somary teknika sy theorika aza.Mipetrka ny fanontaniana ilaina ve ny teknisianina toa ireny ao anatin'ny tetezamita? ary maninona mo... tohiny
vatofototra ( 25/02/2011 18:37)
Feuille de route sortie de crise Vitatsika io - Libération Otage Malgache
Feuille de route sortie de crise Vitatsika io - Libération Otage Malgache - Feuille de route sortie de crise - Un problème bien posé est à moitié résolu et un problème sans solution n’est p... tohiny
bazylou ( 25/02/2011 17:59)
misaotra an'i tgv aloha
Jean-Claude RAKOTOARILALAO no anarany,Tena miasa marina ity fitondrampanjakana mahefa ity! ... tohiny
novalian'i bazylou ny 26/02/2011 19:18
niryna ( 25/02/2011 15:47)
Iza no tsara indrindra? tianao indrindra,tsy tianao ary ny ratsy indrindra ?
Rehefa naka ankizy maromaro nasiana nifidy saribakoly dia samy manana ny fijeriny azy avy ireo ireto zaza. Nasiana nifidy ireo zaza izay tiany indrindra ary rehefa nomena nisafidy malalaka izy ireo d... tohiny
bazylou ( 25/02/2011 11:07)
gadraina any nosy lava daholo
izy 4 ireo fa fanetriben'ny tany. Dia aleo amboarina i mada fa raha izao no mitohy mbola pire noho i somalie isika. ... tohiny
novalian'i bazylou ny 26/02/2011 19:18
bazylou ( 24/02/2011 20:03)
Raha
Raha ianao ary no eo @ fitondrana, aôna ny fomba ampidinana ny vidin'entana indrindra fa ny vidin'ny VARY? ... tohiny
novalian'i bazylou ny 26/02/2011 19:17
bazylou ( 24/02/2011 19:36)
izahay tsy manohana an'i vatofototra
sy i vitantsika io an. Aleo hazava ... tohiny
bazylou ( 24/02/2011 19:20)
gasy tsy misy fangarony
ary madagasikara sy fandrosoana hoan'ny malagasy, izay ny ahy no programa sy hevitra vohiziko. ny ankoatr'io tsy izaho... tohiny
novalian'i bazylou ny 26/02/2011 19:21
bazylou ( 24/02/2011 19:18)
hisy zavatra ho avy
tsy ampoizinareo mihitsy raha i bazylou no tonga any mada. Amin'izay fotoana izay dia mila anareo rehetra anohana fa tsy maintsy ovana olon avaovao io mada io. ... tohiny
vatofototra ( 24/02/2011 19:10)
Ravalomanana a rencontré Chissano et demande à la SADC de sécuriser sa venue avec Ratsiraka à Madagascar
Ravalomanana a rencontré Chissano et demande à la SADC de sécuriser sa venue avec Ratsiraka à Madagascar - Ravalomanana a rencontré Chissano et demande à la SADC de sécuriser sa venue avec Ra... tohiny
novalian'i sitlo ny 24/02/2011 20:00
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.8607