gadraina any nosy lava daholo
1. bazylou
(
25/02/2011 11:07)
izy 4 ireo fa fanetriben'ny tany.
Dia aleo amboarina i mada fa raha izao no mitohy mbola pire noho i somalie isika.
2. AndriambyII
(
25/02/2011 21:51)
Dia izay ve no alaolana ? Aleo izy efatra mitsam hi cross eny amorondranomasina fa mety hanasitrana ny ferin-tsain' izy ireo izany ! Efa samy dombo loha daholo sisa no niafarany . Fadiranovana beeeuuuuuuu !!! Beuuurrrrkkkkk !!!
3. bazylou
(
26/02/2011 19:18)
izay no vaha olana anamboarana mada vaovao
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2024 - page load 0.3004