Iza no tsara indrindra? tianao indrindra,tsy tianao ary ny ratsy indrindra ?

1. niryna ( 25/02/2011 15:47)
Rehefa naka ankizy maromaro nasiana nifidy saribakoly dia samy manana ny fijeriny azy avy ireo ireto zaza.

Nasiana nifidy ireo zaza izay tiany indrindra ary rehefa nomena nisafidy malalaka izy ireo dia nasaina nifidy ny tsy tiany indrindra

http://www.youtube.com/watch?v=UOVwrcTzRBs&feature=related

Dia jereo indray ity zaza kely sy ny zavatra tsy nampoizin'ny reniny


Inona ary no lesona azontsika ho tsoahana anabeazana ny taranaka aman-dimby?

http://www.youtube.com/watch?v=YOHbtM9463c&NR=1

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3134