voankazo vaovao- peppadew

1. soanja ( 26/02/2011 05:20)
Misy an'ity voankazo ity ve any Madagasikara? Hita any afrika atsimo hono izy io.

http://en.wikipedia.org/wiki/Peppadew

Mamy masiaka ny tsirony. lavaka no ao ampovoany ary mena ny lokony rehefa masaka eny ampotony izy. Tsara alona ao anaty vinaigitra ilay izy ary matsiro tokoa rehefa atambatra amin'ny oliva sy kokombra efa nalona avokoa hatao sakafo asiasy.
novalian'i booboo ny 06/04/2011 13:36
2. booboo ( 06/04/2011 13:36)
marikivy be sahady zà mamaky ilay hoe alona vinaigitra brrrrrr. T@ bevohoka ihany no noratsiana an'ireny fa izao na maheno ilay fofona marikivy aza dia tena ouh là là...tsy mety e. Na izany na tsy izany, misaotra nizara zava-baovao ;-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7314